An-dalana amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana ny Ceni amin’izao fotoana izao. Aiza ho aiza? Maneho ny heviny ny filohan’ny Cellule de moralisation de la vie publique – Sehatra ametrahana fitoniana iombonan’ny daholobe (CMVP-Safid), Randriamalala Robert Charly: “Mila miara-mientana mba hahatongavana amin’ny fifidianana ny rehetra mba tsy hifanomezan-tsiny rehefa avy eo.” […]
Politika
FILEFA : latsaka an-katerena ny sosialim-bahoaka
07 febroary 2009 – 07 febroary 2023. 14 taona omaly ny tolona. Mbola latsaka an-katerena ny sosialim-bahoaka, maro ny tanora tsy an’asa ankehitriny. Mitaky ny hijerena sy hamahana izany olana izany ny Fikambanan’ ny leo fahantrana (FILEFA) raha niresaka tamin’ny mpanao gazety, omaly, teny Ambohitsirohitra. “Tsy mora ny lalana nolalovan’ny […]
Raharaha Rolly Mercia : naharitra ora iray sy sasany ny fitsarana
Tontosa ny tolakandron’ny talata 07 febroary 2023, teny amin’ny Lapan’ny fitsarana, Anosy, ny raharaham-pitsarana naha voampanga an’i Rahajason Harry Laurent na Rolly Mercia. Ny talata 14 febroary 2023 no hivoaka ny didim-pitsarana mahakasika ity raharaha ity, araka ny nambaran’ny mpitsara. Niverina niakatra fitsarana izy, niatrika ny raharaham-pitsarana naha voampanga azy […]
Depiote Razakandrainy : “Aleo handeha ny fifidianana”
“Aleo handeha ao anatin’ny fangaraharana sy ny ara-dalàna ny fifidianana. Ho hita eo ny mandresy. Vonona hiatrika fifidianana izahay, rehefa tonga ny leran’ny fifidianana”, hoy ny depiote voafidy tany Sakaraha, Razakandrainy Henri Dominique, manoloana ny fijoroan’ny Vovonana Lera. Ny tsy mety sy voizin’ny Lera: ny fitsanganan’ny andrimpanjakana ara-dalàna ao anatin’ny […]
Mpitondra tenin’ny MMM, Rakotomalala Rija : “Tokony hanara-dalàna ny eo anivon’ny Ceni”
Natsikafon’ny eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga ny fomba fiasan’ny Ceni, amin’izao fotoana izao. Nohitsin’ny mpitondra-teniny, Rakotomalala Rija ny fihoaram-pefy ataon’ity rafitra mpikarakara fifidianana ity. “Tokony hanara-dalàna ny Ceni. Tsy voahaja anefa izany. Heno sy hita ary anananay porofo fa mbola mandray anaran’olona amin’ny lisitry ny mpifidy izy ireo izao. Mbola […]