Maro ny fitantanan-draharaha tsy ara-dalàna sy tsy ara-drariny eto amin’ny firenena amin’izao, raha ny fijerin’ny eo anivon’ny Vondrona politika hafa miray (VPHM) tamin’ny fanambarana navoakany, omaly. “Izany indrindra no mahatonga ny maro an’isa miantso fikaonandoham-pirenena, hialohavan’ny fikaonandoham-paritra handinihana indrindra ny lalàmpanorenana tena izy, azo hametrahana ny andininy momba ny fiarovana […]
Politika
Andriamarotafika Soava : “Hanjakan’ny fahamarinana ny lisi-pifidianan vaovao eo”
Ao anatin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy izao. Mby aiza? Maneho ny fijeriny ny mpampakateny eo anivon’ny Ceni, Andriamarotafika Soava: “Mihevitra izahay fa ny hoe fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy dia tena fanisana vaovao. Koa izao lisitra vaovao izao dia tena hanjakan’ny fahamarinana..” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Aiza […]
Distrikan’Ankazoabo Atsimo : tsy mbola nandray karama ireo mpanisa mpifidy
Velon-taraina ireo mpanisa mpifidy. Nambaran’ireo misahana izany asa izany any Ankazoabo Atsimo fa tokony haloa ny tambin-karaman’izy ireo amin’izao fanatanterahana ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy izao. “Mbola betsaka ny asa miandry anay. Tsy fantatray anefa hatramin’izao ny tambin-karamanay. Tsy mbola nisitraka izany izahay hatramin’izao”, hoy ny mpanisa mpifidy, […]
Fitsarana: fanaovana ny asa tsy vita ny fialan-tsasatra
“Raha ny tokony ho izy, ny 15 desambra ka hatramin’ny 15 janoary ny fialan-tsasatry ny fitsarana. Tsy araka ny filazana azy ny fialan-tsasatra hoe ndeha hikatona ny fitsarana ary handeha hitsangantsangana ny mpitsara”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Rakotozafy François, teny Anosy, afakomaly, momba ny fotoam-pialan-tsasatry ny fitsarana amin’izao famaranana […]
Depiote Voninahitsy : “Tsy ilaina ny valifaty politika”
“Saika ireo olona amin’ny fitondrana teo aloha io enjehina io. Nefa mihoatra noho ny ataon’ny minisitra sasantsasany fa tsy izy rehetra amin’izao fotoana izao izany. Maninona raha atao an’izay koa izy ireo? Raha tsy izany, valifaty politika hatrany no iainantsika eto Madagasikara”, hoy ny depiote, i Voninahitsy Jean-Eugène, momba ny […]