Politika

Fitsipiham-pitokisana : nisy lainga sy fitaka ny amin’ny fanaovan-tsonia

Tsy nisy ny tsy fahatomombanana tamin’ny fanaovan-tsonia ny fikasana hanaovana latsa-bato ny fitsapaham-pitokisana, fa zavatra noforonina ary natao niharihary teo imason’ny vahoaka ny lainga sy ny famitahana ta­min’izany, araka ny fanaza­van’ny avy amin’ny vondrona parlemantera GPR, ny depiote tsy miankina voafidy tany Vangaindrano, Raharisoa Jo­hasy Eléonore, momba ny fanangonan-tsonia tamin’iny […]

“Raharaha volamena 73, 5 kg”: nohenoin’ny Pac ireo vavolombelona miisa 80

Nitohy omaly ary mety ho nandoaka alina ny fiakaran’ny “Raharaha volamena 73,5 kg”, naondrana an-tsokosoko atsy Afrika Atsimo tetsy amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) etsy 67 ha. Nohenoin’ny mpitsara avokoa ireo vavolombelona maromaro. Miisa 80 ireo vavolombelona nohenoin’ny teo anivon’ny fampanoavana. Eo ireo najoro, naneho ny fiarovana […]

Etazonia sy Afrika: manamafy ny fiaraha-miasa

Nandray anjara tamin’ ny fikaonandoha lehibe ao anatin’ny fihaonana an-tampon’ireo mpitondra amerikanina sy afrikanina ny minisitry ny Fiarovam-pirenena sady minisitry ny Raharaham-bahiny misolo toerana. Ho an’ny omaly, nikasika ny habakabaka izay nampiseho ny fandalinana eo amin’ny ara-tsiansa sy ara-barotra eny ana habakabaka. Anisan’ny hahafahana mamaha olana eo amin’ny toetr’andro, ny […]

Fiaraha-miasa amin’ny UA: nampitana lesona sy traikefa ireo mpanao politika

Hifarana, anio rehefa na­haritra roa andro ny atrikasa iarahana amin’ny Vondrona Afrikanina, tanterahana eny Ivandry . Niompanan’ny lohahevitra ny fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny lafiny politika. Nasaina niatrika izany teny an-toerana avokoa ireo solontena avy amin’ny mpikambana eo anivon’ny Antenimiera roa tonta. Ny mpisehatra politika, ny tsy miankina ary koa […]

Antoko politika madio: mampanahy ny lisitry ny mpifidy

“Manontany tena izahay Antoko Politika Madio (APM) hoe ho tratra ao anatin’ny telo volana izay fe-potoana anaovana ny fanavaozana manontolo ny lisitry ny mpifidy ve ny fanisana? Hatreto, maro ireo olana tsapa ara-bola sy ara-pitaovana, ao amin’ny Ceni”, hoy ny filoha lefitry ny APM, Andrianarimalala He­ritiana. Tokony hotanterahina mangarahara izany, […]