Politika

Andrianainarivelo Hajo: “Tokony hahay haka lesona ny mpanohitra”

Nivahiny tao amin’ny fahitalavitra TeleSud, any Paris, afakomaly, ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo. Nitondrany ny fomba fijeriny ny fiainam-pirenena ankapobeny ka anisan’izany ny lafiny politika. Anisan’ny nitondrany ny heviny ny momba ny fanoherana. Hita ireny ny vokatra ka tokony hanavao ny firafitra sy ny vina ary ny […]

Demokrasia: Avy amin’ny vahoaka ny fahefana, an’ny vahoaka ary ho an’ny vahoaka

Inona marina ny hoe demokrasia? Mahabe resaka na adihevitra hatrany… “Fitondran’ny vahoaka, avy amin’ny vahoaka, ary ho an’ny vahoaka”, hoy ny filohan’i Etazonia teo aloha, i Abraham Lincoln. Andrana fanadihadiana… “Mifamatotra amin’ny hevitra momba ny fahafahana ny de­mo­krasia. Ny famaritana tsotra indrindra dia hoe: governemantan’ny vahoaka, ny fiandrianam-pirenena dia ape­traka […]

Depiote Rajerison Antoine : “Mila tetibola ny fiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro”

“Ny fanjakana mampiasa ny volam-bahoaka amin’izao tokony hametraka hoe: mety hisy fotoana tsy ilatsahan’ny orana ao anatin’ny herintaona, mety misy ny fotoana latsaka ihany ny orana fa efa tratra aoriana be toy izao”, hoy ny depiote Rajerison Antoine “Ny fanjakana mampiasa ny volam-bahoaka amin’izao tokony hametraka hoe: mety hisy fotoana […]

FANTINA sy FINTINA

Nivoaka ny fonja, afakomaly, i Manandafy Mahery Lanto, araka ny nambaran’ny vadiny, Rakoto Samuel Doris, tao amin’ny tambajotran-tserasera. Voalaza fa efa nanaraka fitsaboana teny amin’ny HJRA amam-bolana izy noho ny tsy fahasalamany. Tsiahivina fa voasazy roa taona am-ponja i “Malama” rehefa nanala baraka teratany vahiny iray. Nametrahana samboady ireo ben’ny […]

Praiminisitra Ntsay Christian : “Tanjona ny hisian’ny filaminana maharitra”

Tato ho ato, nafanafana ratsy ny tsy fandriampahalemana. Amin’izany, tanjon’ny fitondram-panjakana ny hisian’ny filaminana maharitra. Laharam-pahamehana ny fa­mongorana ny asan-jiolahy manohintohina ny fiainam-bahoaka. “Tanjona ny hisian’ny filaminana maharitra ho an’ny firenena manontolo”, hoy ny hafatry ny Praiminisitra Ntsay Christian, tamin’ny fivoriana niarahany tamin’ireo jeneraly vaovao 35 nahazo laharam-boninahitra taona 2024, […]