Taorian’ny fandrobana sy fakàna ny fananan’ny orinasa Kraomita Malagasy tao Brieville-Tsaratanana, naiditra am-ponja vonjimaika ao Ambatondrazaka ilay tale iray eo anivon’ny faritra Betsiboka voalaza fa tompon’antoka tamin’ny fandrobana ny orinasa. Isan’ny nofonjaina miaraka aminy ihany koa ny mpamiliny. Raha tsiahivina dia ny faran’ny volana janoary 2023 no nahatrarana ireo fitaovana […]
Politika
Namearison Robert: “Malok’ila ny datim-pifidianana”
“Malok’ila ny datim-pifidianana”, hoy ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert, momba ny datim-pifidianana navokoan’ ny Ceni. Milaza mazava ny And. 52 amin’ny lalàna mifehy ny fifidianana fa 31 mey farafahaingany ary 31 novambra farafahelany ny tokony hanaovana fifidianana. Tafiditra amin’izany ny 9 novambra fihodinana voalohany, fa tsy […]
Antoko HVM : miantso fitoniana ny filoha teo aloha
Taorian’ny fahatongavan’ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, teto Madagasikara, efa maro ny fanehoan-kevitra nataony manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena. Manoloana izany rehetra izany anefa, niantso ny rehetra mba ho tony sy hanaraka ny lalàna hatrany ity filoha teo aloha ity. “Tsapako ny fahoriana sy ny fahasahiranana iainanareo. Mila tony […]
Antoko politika: handray anjara amin’ny fifidianana ny antoko ARB
Nanambara sahady ny fandraisany anjara amin’ny karazana fifidianana hisy eto amin’ny firenena ity antoko politika ity. Vonona ihany koa hampangarahara sy hampanara-dalàna izany fifidianana izany. Notontosaina teny amin’ ny Radisson Blu Ambodivona ny Alarobia 15 febroary 2023, ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny antoko politika Anjomara sy Rivo-Baovao na ARB, […]
Var momba ny fifidianana : “Tokony ho efa niomana ny rehetra”
“Raha ny tena izy, tokony ho efa niomana ny rehetra hoe hisy fifidianana ny taona 2023. Vao vita ny fianianan’ ny filohan’ny Repoblika, tamin’ny 19 janoary 2019, efa mazava fa hisy izay fifidianana izay”, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ ny fikambanana Vahaolana anio sy rahampitso (Var), Rakotoarijaona Jerry, momba […]




