Fahasahiana tsotr’izao! Nidoboka am-ponja eny Antanimora ireo mpivady sy ny rafozam-baviny niaraka tamin’ny dokotera voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fikasana hivarotra an-tsokosoko zazamenavava tamin’ny vazaha. Nokasaina hamidy 2 800 000 Ar ny iray amin’ireo zaza… Nidoboka am-ponja vonjimaika, eny Antanimora, ireo olona efatra (mpivady, rafozam-bavy ary dokotera) voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ilay raharaha fikasana […]
Songadina
“Raharaha Razaivola Raïssa” : mila porofo ny fisiana kolikoly
“Tena mamoafady ny kolikoly, ka tokony ho voaporofo mazava hoe: nisy tokoa ve izany? Raha misy tokoa izany, tsy tokony ho azo leferina. Tsy amin’ny “Raharaha Razaivola Raïssa” ihany, fa amin’ny raharaham-pitsarana rehetra”. Io ny fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana, tany Fianarantsoa, ny herinandro teo. Marina fa nilaza […]
Avy nandona taxi… : Iray maty, fito naratra nofaohin’ny fiara 4×4
Olona iray no fantatra fa maty tsy tra-drano raha fito hafa kosa naratra mafy tamin’ilay lozam-pifamoivoizana nahatsiravina teny amin’ny lalam-baovao Andramiarana, kaominina Ambohibao Antehiroka, omaly tolakandro… Maty tsy tra-drano ny skoto iray nandeha an-tongotra, nofaohin’ny fiara 4×4 iray teny La Réunion kely, lalam-baovao Andramiarana ,fokontany Morondava, kaominina Ambohibao Antehiroka, omaly […]
Raharaha Raissa : manaratsy endrika ny tontolon’ny fitsarana malagasy
Anisan’ny raharaham-pitsarana mahoraka amin’izao fotoana izao ny « raharaha Raissa ». Nomelohin’ny fitsarana 7 taona an-tranomaizina, manao asa an-terivozona ity renim-pianakaviana ity, rehefa voampanga ho nikasa hamono olona. Etsy ankilan’izay, miampanga ny tomponandraikitra ambony ao amin’ny minisiteran’ny Fitsarana sy ny mpitsara ambony ho mpanao kolikoly, naka ny volabeny izy. Mifamotika eo ny […]
Moto tsy misy jiro nifandona: olona iray maty, roa naratra mafy
Nampihoron-koditra! Maty tsy tra-drano ny iray tamin’ireo mpitondra moto nifandona tao anaty haizina teny Ambodimanga Analamahitsy, ny alakamisy alina teo. Maratra mafy kosa ny roa lahy tamin’ilay moto faharoa… Maty tsy tra-drano tao anaty haizina ny mpitondra iray vokatry ny fifandonan’ny moto roa teny Ambodimanga Analamahitsy, ny alakamisy alina teo. […]




