Tratran’ny lozam-pifamoivoizana teo Antsarimasina Toamasina II, ny sabotsy tamin’ny 10 ora maraina, ny fiara mifono vy an’ny Tafika Malagasy. Miaramila roa lahy no indray namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy. Raha ny angom-baovao voaray avy amin’ny zandary, nandeha mafy ilay fiara avy any amin’ny lalam-pirenena faharoa hihazo an’Ivoloina, lalam-pirenena […]
Songadina
Trophée Babacar Ndiaye 2023: norombahin’ny filoha Andry Rajoelina
Tompondaka indray! Norombahin’ny filoham-pirenena malagasy, Andry Rajoelina, ny “Trophée Babacar Ndiaye 2023″. Natokana ho an’ny fananganana fotodrafitrasa izany. Misongadina hatrany ! Nomen’ny “Comité de sélection de The Africa Road Builders”, nivory ny faran’ny herinandro teo, tao Dakar, Sénégal, ny filoha Andry Rajoelina ny amboaran’ny “Babacar Ndiaye 2023”. Anisan’ny nahazoana izany […]
Akademia Malagasy : nisy ny fanolorana ny politikan’ny teny vaovao
Notanterahina teny amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza, ny velakevitra “Fampiharana ny Politikan’ny teny: Ny teny malagasy vaovao”. Ny tolakandron’ny alakamisy 27 avrily 2023, no nanatanterahana azy ity, vela-kevitra tafiditra tao anatin’ny lahadiniky ny fivoriambe iombonan’ny Akademisianina. Andriamihaja Solonavalona, nandalina manokana momba ny abidia sy ny fanisana malagasy, no nitondra ny […]
Fananana tsy ara-dalàna: vola 5,720 miliara Ar, fiara 182 no nogiazana
Am-perinasa tanteraka ny ARAI,ilay rafitra napetraka hamerina amin’ny fanjakana ny fananana azo tamin’ny tsy ara-dalàna. Efa nanageja vola 5,720 miliara Ar sy fiara 182 izy. “Efa be dia be ny kaonty any amin’ny banky voageja. Nefa tsy maintsy mifandray amin’ny banky izahay manontany: ohatrinona marina ny vola amin’ireny kaonty ireny?”, hoy […]
Profesora Rasamoelina Henri: « Vahaolana amin’ny krizy ny fialana amin’ny fomba mahazatra »
« Tsy zava-baovao ny krizy sosialy sy toekarena lalovan’i Madagasikara », hoy ny mpampianatra mpikaroka Rasamoelina Henri. Nambarany fa mila miala amin’ny fomba nentim-paharazana isika raha te handroso. Gazety Taratra (*) : Profesora, ahoana ny fahitanao ny toe-java-misy ankapobeny, miseho eto Madagasikara, ankehitriny ? Profesora Rasamoelina Henri (-) : Izaho aloha tsy gaga amin’ny fandehan-javatra […]




