Mirongatra ny trangana tsy fandriampahalemana eto Madagasikara, amin’ izao fotoana. Maro karazana ary miseho amin’ny endrika samihafa izany eny anivon’ny fiarahamonina. Anisan’ izany ny fifamonoana amin’ny alalan’ny fitaovana maranitra: antsy, sabatra, basy sy ny maro hafa. Lasibatra amin’izany avokoa ny sarambabem-bahoaka. “Misy ifandraisany avokoa ny karazana tsy fandriampahalemana misy eto […]
Songadina
Trano fonenana : Mbola vitsy ny manara-dalàna
Maherin’ny 6 tapitrisa eo ho eo ny isan’ny trano fonenana eto Madagasikara ka ny 83% dia saika misoratra amin’ny olon-tokana. Karazan’ny maro no hita amin’izany. Raha fintinina ny ara-dalàna : misy jiro sy rano ary toeram-pidiovana. Betsaka anefa izy ireny no zara fa azo itoerana fotsiny. Singa iray lehibe hijerena […]
Nandresy an’i Centrafrique : Nahababo ny fon’ny Malagasy ny endri-dalao nasehon’ny Barea
Taorian’ny lalao nasehon’ny Barea, afakomaly, resy lahatra avokoa ny Malagasy maro. Nisy ny fanadihadiana natao tamin’ireo teknisianina sy mpankafy Barea, teto an-toerana. Tsy maty tao ambavan’ny maro, omaly, ny fandresena, 4 no ho 1, azon’ny Barea nanoloana ny Les Fauves Centrafrique, afakomaly, tany Maroc. Araka io vokatra io, misy ny […]
Kaominina Toamasina : Hiandrandra fanovana ao anatin’ny dimy taona manaraka
Anisan’ny fanamby napetraky ny ben’ny Tanàna voafidy ao amin’ny tanànan’i Toamasina ny hitondra fanovana goavana any an-toerana ao anatin’ny dimy taona manaraka. Fantatra ireo nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana notanterahin’izy ireo, ny herinandro lasa teo. Niatrika filankevitra kaominaly tsy ara-potoana fanindroany ireo mpanolotsain’ny Tanàna miisa 19 mianadahy avy amin’ny vovonana Irmar, […]
Ongobe na filariose: Aretina azo avy amin’ny kankana sy ny kaikitry ny moka
Tafiditra ao anatin’ny aretina tsy raharahian’ny ankamaroan’ny olona ny aretina antsoina hoe: Ongobe na filariose. Azo avy amin’ ny kankana sy mifindra amin’ny alalan’ny kaikitry ny moka izy io, amin’ny ankapobeny. Aretina mbola fahita sy mitoetra amin’ny ankamaroan’ny tany andalam-pandrosoana ny aretina tsinontsinoavina. Misy sokajy maro izy ireo. Eo ny […]




