Songadina

Fandrantoana fianarana any ivelany: Be mpisafidy ny mankany France sy Canada ary Etats-Unis

Ny vehivavy no tena tia mandranto fianarana any ivelan’i Madagasikara. Mahasarika ny an­ka­maroan’ny tanora ny mandeha any France, Canada ary Etats-Unis. Mahasarika ankizy sy tanora malagasy maro ny manohy fianarana any ivelan’ny Nosy, raha ny fanadihadiana natao. No­finofin’izy ireo hatrany kosa ny handrato fianarana any ivelany noho ny eto Madagasikara. […]

Tsy fandriampahalemana : Mirongatra ny tsatoka antsy ao Toamasina

Tsy andro mazava, tsy andro alina, andrenesana tsy fandriampahalemana isan’andro ny eto amin’ny faritanin’i Toamasina. Somary niova ny endrika hisehoany. Raha ny fanafihana mitam-piadiana no nalaza teo aloha, niova ho asa fandrobana sy fandratrana olona ankitsirano fotsiny izany ankehitriny. Ny tsatoka antsy indray izao no fanaon’ ireo jiolahy sy/na ny ankizy […]

fahaizana mifampiresaka: « Manasitrana sy mandratra ny teny aloaky ny vava», hoy ny psychologue

Ilaina ary tena zava-dehibe eo amin’ny fahasalamana na tsia ho an’ny olona ny fahaizana mifampiresaka. Maro ny olona sitrana noho izany, misy kosa ireo marary ka ilaina ny fahaizana mandrindra izany. Manan-danja be ny teny eo amin’ny olombelona sy ny fiarahamonina tsirairay avy. Amin’ny anka­pobeny, mandratra ny ankamaroan’ny olona izy […]

Fidirana amin’ny sehatra matihanina: Betsaka ny ekipa nanana vina lavitra ezaka

Anisan’ny ekipa baolina kitra iray malaza eto Mada­gasikara ny Elgeco Plus. Manana tanjona sy fijery lavitra hotratrarina izy ireo, araka ny fanadihadiana natao tamin-dRandrianabo Miantso Fenosoa, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe « Bandy Aka­ma », izay tomponandraikitra amin’ny serasera eo anivon’ny klioba. “Anisan’ireo klioba ma­tanjaka eto Madaga­sikara ny Elgeco Plus. Manana […]

Razakarisoa Patrick: « Mbola betsaka ny ezaka mila atao amin’ny taranja ping pong »

Fanadihadiana manokana mahakasika ny taranja ping pong natao tamin’ny tale teknika na­sionalin’ny tenisy ambony latabatra, Razakarisoa Patrick. Maro ny asa mbola miandry, raha ny filazany. “Mbola betsaka ny eza­ka mila atao satria mivoatra be ny tontolon’ny fanatanjahan­tena amin’izao fotoana izao”, hoy Razakarisoa Patrick, DTN ny taranja ping pong, anivon’ny Federasiona malagasin’ny FMTT, omaly. […]