Songadina

Adim-piainana sy fitadiavan-karena: mirona amin’ny finoana ny hery tsy hita maso ny Malagasy

Amin’izao fotoana izao, manatona om­biasa sy mpitaiza olona ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy. Betsaka ihany koa anefa ny ma­monjy mpiandry eny anivon’ny fi­angonana. Anto­ny mandrisika azy ireo ny olana vo­katry ny adim-piainana sy ny fitiavan-karena ary noho ny aretina mahazo. Ambanivohitra sy miala ny renivohitra no tena ahitana ny mpitaiza olona […]

Fanisana biolojika ny biby : ahafantarana ny toetry ny ala sy ny isan’ny biby monina eto Madagasikara

Ilaina sy manan-danja goavana eo amin’ny firenena iray ny fanisana biolojika atao amin’ireo biby sy ireo karazan-javamaniry misy eto Mada­ga­si­ka­ra. Fomba iray ahafantarana ny toetry ny ala, ny isan’ireo biby mi­aina sy monina any anaty alan-java-boahary ary ny fahasalaman’ny natiora ny antony hanaovana ny fanisana biolojika. Maro ny antony ilaina […]

Fitaterana am-bisikileta : mahavonjy olona amin’ny fahatarana noho ny toham-boivoy

Miha mahazo va­hana ny fitaterana amin’ny alalan’ny taxi-bisikileta eto Antananarivo. Am­ba­ra fa anisan’ny antony mandrisika azy ireo ny tsy fisian’ny asa. Ma­nala ny mety ho fahasahiranan’ny vahoaka manoloana ny fitohanan’ny fiara lavareny eny an-dalana ny fisian’izy ireny amin’ny ankapobeny. Olana eto Antananarivo ny fitohanan’ny fiara lavareny eny an-dalana. Matetika ahitana […]

Alzheimer : matetika tratran’ny aretina ireo olona tsy mampiasa vatana

Nomarihina ny 21 septambra teo ny Andro maneran-ta­ny iadiana amin’ny aretina Alzhei­mer. Anisan’ny nankalazana izany i Mada­gasikara. Mbola ma­ro ny olona tsy ma­hafantatra io aretina io eto amin’ny Nosy, raha ny fanazavana voaray. “Aretina mpahazo ny sela any amin’ny atidoha ny (démence) izay mampihena ny fiasan’io taova io, anisan’izany ny […]