Songadina

Asa eny anivon’ny haino vaky jery : manabe ny maha olona iray manontolo ary mampandroso ny firenena

Mihevitra ny ankamaroan’ny olona fa mitana andraikitra goavana sy te­na miasa ary he­rin’ny haino va­ky jery anankiray ny mpanao gazety, ra­ha ny fanadihadiana natao. Voa­ka­sik’izany, ny ton­­tolon’ny radio sy ny fahitalavitra, raha ny fanehoan-kevitr’izy ireo hatrany. «Ampahany kely fotsiny ny anjara toeran’izy ireny eny anivon’ireny karazana haino vaky jery misy […]

Firoboroboan’ny teknolojia : mbola misy banga ny fanabeazana eto Madagasikara

Mbola misy banga be ny fanabeazana eto Madagasikara, raha ny fanadihadiana natao ta­min’ny Psycho­lo­gue. Indrindra amin’izao vanim-potoana hihazakazahan’ny fivoaran’ny teknolojia izao. «Voakasik’izany avokoa ny fanabeazana any an-tokantrano sy any an-tsekoly”, hoy i Olivier Rakotomalala, Psycho­logue. Manomboka any amin’ ny kilasy “maternelle” hatrany amin’ny ambaratonga ambony izany. Antony nahatonga azy ireo resy lahatra hiara-hiasa amin’ny […]

Vidim-piainana : kely ny tolotra mitaha amin’ny filàn’ny mpanjifa

Mazana miakatra sy misondrotra avokoa ny vidin’ entana eny an-tsena, indrindra rehefa ankatoky ny fety toy izao. Tsy afa-manoatra ny mpanjifa ma­noloana izany. Miandry ny hijerena sy hitodihana amin’ny so­sialim-bahoaka, araka ny fampanantenan’ ny filoham-pirenena, ny vahoaka. “Betsaka loatra ny filàn’ny mpanjifa rehefa fotoana tahaka izao nefa ny tolotra efa […]

Akany Fanarenana : fanabeazana ny zazalahy latsaky ny 18 taona nandika lalàna

Betsaka ireo toe­rana fandraisana ankizy mandika lalàna eny ani­von’ny fiaraha­monina eto Mada­gasikara. Man­dray an-tanana azy ireny ny tena andraikitry ny ivontoerana amin’ ny ankapobeny. Fitaizana zaza maditra ny fiantso ny Akany tamin’ ny andro fahiny. Fitai­zana ireo ankizy tsy ampy taona izay manana olana amin’ ny fandikan-dalàna no fiantso izany […]