Songadina

Noho ny fari-piainana Mihamaro ireo fonenana tsizarizary   Misy eto an-dRenivohitra ny faritra antsoina hoe “La Réunion kely, bidonville ’’na fonenana tsizarizary. Fiainan’olona enyisan’andro ny mitrandraka fanariam-pako. Miverina mandraoka fako karazany maro ny olona miaina amin’io toerana io, ary mandahatra mivarotra izany eo aminy. Mahita 5 000 Ar isan’andro amin’ny […]

Tany sy trano: misy ny fepetra takiana ahazoana manofa na mividy

Azon’ny  vahiny atao, mandeha irery na anatin’ny fikambanana manaraka ny lalàna malagasy, ny mividy sy/na manofa tany sy trano eto an-toerana mandritra ny fotoana maharitra. Azon’ny vahiny maniry honina eto Madagasikara ny manao « bail emphytéotique » ho tambin’ny hofan-trano amam-bolana na aman-taona. Hahazoana manana fahafahana toy ny tompon-trano ny « bail » atao eto, […]

Trano fonenana: endriky ny elanelana eo amin’ny fari-piainana

Tsy manara-penitra ny ankamaroan’ny trano fonenana eto Madagasikara. Endriky ny fahantran’ny vahoaka maro anisa eto amin’ny firenena izany. Maro sy hita ny trano najorojoro, tsy misy fahazoan-dalana avy any amin’ny kaominina na firafitra avy amin’ny teknisianina, indrindra ny any ambanivohitra. Tsy misy ny fikojakojana ny trano. Misy ihany anefa ireo […]

Bakalorea ETO ANTANANARIVO: Misitraka « cours » ny mpiadina

Natomboka tamin’ny fom­ba ofisialy omaly, tetsy amin’ny Tranompokonolona Ana­lakely, ny fampianarana maimaimpoana ho an’ireo mpanala fanadinana bakalorea. Nokarakarain’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanana Ambany tanàna miray (ATM). Hisitraka izany ireo tanora hanala fanadinana eto anivon’ny fari-piadidian’ny tanànan’Antanana­rivo Renivohitra. Tanjona ny hanampiana ireo mpianatra amin’ny fanomanana ny fanadinam-panjakana. “Zava-dehibe ho […]

Tetikasa Rindra : niofana ny ben’ny Tanàna amin’ny faritra Menabe

Nampiantrano ny atrikasa fampiofanana mikasika ny tetikasa «Rin­dra» ny faritra Menabe, ny 20 jona lasa teo. Nisitraka izany ireo ben’ny Tanàna avy amin’ ireo kaominina 16, voakasiky ny tetikasa. Teo koa ireo mpitantam-bolan’ny kaominina tsirairay avy ary ny filohan’ny filankevitra kaominaly. «Tan­jona ny hizakan-tenan’ny kaominina amin’ny lafiny ara-bola sy tsy […]