Hitarina miankandrefana ny lalana « Rocade Iarivo » eto an-dRenivohitra. Hanao ny fanadihadiana mialoha ny tetikasa ny Fandaharanasa japoney, Jica. Nisy ny fivorian’ny Vaomiera mpandrindra ny tetikasa iarahan’ny minisiteran’ny Asa vaventy sy ny ao amin’ny Jica. Tanjona ny hanatsarana, ny hanitarana ny fifamoivoizana eto Antananarivo, sady hanamaivanana ny fitohanana. Hatao ny 12 […]
Toe-karena
Toliara I sy II : miray feo hanokafana ny Base Toliara ireo olobe
Tsy voalohany ny olobe Masikoro any Toliara II, ny Vezo, ny Antandroy, ny Tagnalana Toko Bey Telo sy ny mpiara-dia aminy, naneho ny fanohanany ny tetikasa Base Toliara. Toraka izany koa ny mponina any an-toerana, mitaky ny hanokafana indray ity orinasa ity. Matoa izy ireo, nisy fotoana nanginana, tsy milavo […]
“WorldSkills 2024” : mpanao asa tanana 15 handray anjara
Nisolontena an’i Madagasikara mandritra ny hetsika “WorldSkills 2024” any Lyon-Frantsa, ny 10-15 septambra, ireo mpanao asa tanana malagasy 15. Hampisondina ny fahaiza-manaony sy ny fanaovana haingon-trano amin’ny alalan’ny asa tanana samihafa mandritra io fotoana io ny solontenan’ny firenena. Fifaninana natao ho an’ireo matihanina maneran-tany, ahafahana mampisongadina ny fahaiza-manaony amin’ny alalan’ny […]
Fifanakalozana ara-barotra : « Mila havaozina ny lalàna mifehy ny Fadintseranana », hoy ny SIM
Mangataka ny hanavaozana ny fitsipika mifehy ny lalàn’ny fanondranana sy fanafarana entana eny anivon’ny Fadintseranana malagasy (DGD) ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (SIM) hanatsarana ny tontolon’ny fandraharahana. Tokony havaozina sy hifanaraka amin’ny filan’ny orinasa ny lalàna mifehy ny fanondranana sy fanafarana entana, hoy ny mpikambana avy amin’ny Sendikan’ny indostria eto […]
Fitrandrahana vatosoa : napetraka ny ivontoerana fanofanana
Nakambana ho rafitra iray ny Sampandraharaha misahana ny fanofanana mahakasika ny vatosoa sy ny Laboratoara manao fitiliana ny harena an-kibon’ny tany samihafa. Hisy rafitra iray koa hiandraikitra ny fifanakalozan-kevitra raha sendra misy ny olana. Hisahana ny fanadihadiana mahakasika ny vatosoa (gemmologie) ny Biraon’ny jeolojia, ny vatosoa ary ny laboratoaran’ny harena […]