Ampahany voalohany amin’ny asa ataon’ny tetikasa Produir ho fiarovana an’Antananarivo amin’ny tondradrano ny fanarenana ny vahilavan’Ikopa sy i Sisaony. Vita tanteraka ny asa, ankehitriny. Mitombo izaitsizy ny mponina amin’ny tapany atsimon’Antananarivo Renivohitra. Nohazavain’ny mpandrindra ny Tetikasa fampandrosoana ny tanàn-dehibe sy ny fiarovana an’Antananarivo (Produir), Rasolofojaona Haja, fa anisan’ny fotodrafitrasa miaro […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Notolorana fitaovana entina hiarovana ny ala sy hiatrehana ny afo, ny herinandro lasa teo, ny Vondrona olona fotony (VOI) any amin’ny kaominina Manakambahiny Atsinanana, distrika Ambatondrazaka. Tohana avy amin’ny fikambanana iraisam-pirenena, Conservation International (CI), mitantana ny Tandavanala Ankeniheny-Zahamena (Caz). Manohana ny hetsika ny Fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana […]
Jirama : ahitana lohahevitra 4 ny drafi-panarenana
Nihaona ny zoma 30 aogositra teo, teny Ampandrianomby, ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Jean Baptiste Olivier, niaraka tamin’ny teknisiana miara-miasa aminy, andaniny, sy ny tomponandraikitry ny Jirama, notarihin’ny tale jeneraly (DG), Ron Weiss. Fivoriana nampahafantarana ny paikady entina hanarenana ny orinasa Jirama. Miompana amin’ny lohahevitra lehibe efatra […]
Famokarana : sakafon-trondro tsara ny olitra lalitra
Mila manaraka ny fenitra ilaina ny fiompiana trondro. Singanina amin’izany ny lafiny sakafony, raha te hanana vokatra tsara fitombo sady tsara kalitao. Tsy maintsy mamokatra na manana sakafo sahaza sy manaram-penitra ny mpiompy trondro. Mamokatra olitra avy amin’ny lalitra mainty, antsoina hoe «Black Soldier Flies» (BSF), ny orinasa Omniverdi, any […]
Lalana any Toamasina : vita ny 25% ny asa amin’ny « voie rapide »
Hampihena ny fitohanan’ny kamiao any Toamasina ny arabe « voie rapide » hatao any Toamasina mivoaka any amin’ny lalam-pirenena faharoa (RN2). Vinavinaina ho vita amin’ny mey 2026 ny asa. Mirefy 9,6 km ny arabe «voie rapide» hamboarina, miainga ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina, ary mivoaka any amin’ny lalam-pirenena RN 2. Nitsidika […]