Toe-karena

Tetikasa fanondroana ara-jeografika: Hifanome tanana ireo tantsaha 80

Vonona hifanome tanana ho fanantanterahana ny tetikasa fanondroana ara-jeografika ireo mpamokatra ao amin’ny faritra Matsiatra ambo­ny. Ham­­pandany ny volavolan-dalàna entina hampiharana izany ny solombavambahoaka voafidy tao Isandra, hoy izy nandritra ny atrikasa niarahany tamin’ ireo mpamokatra ao an-toerana, ny zoma teo. Ma­rihina fa natao hiarovana ireo vokatra isam-paritra izay mana­na ny […]

Fampiroboroboana ny famokarana : misokatra ny fangatahana famatsiam-bola

Maimaimpoana ny tohana ara-bola omen’ny Tahirim-bola ho fampiroboroboana ny famokarana (FDA) ho an’ny mpamokatra iray sy vondrona tantsaha hanatsarana ny fidiram-bolany sy ny toekarena. Tohana ara-bola hatrany amin’ny 3 tapitrisa Ar ho an’ny tantsaha iray sy famatsiam-bola tafakatra ha­trany amin’ny 60 tapitrisa Ar ho an’ny vondrona tantsaha. Ireo no tohana […]

VAOVAO TAMBATRA

Nendran-drajako no aretina misy izao fa tsy nendrana varika. Manamarika ny Pr. Ratsimbazafy Jonah, fa samy hafa tanteraka ny varika izay misy eto Madagasikara, sy ny rajako, fahita atsy Afrika. Miisa 112 ny karazana varika eto amintsika, izay tsy misy fiantraikany amin’ny fahasalaman’ny olombelona. Miisa 24 ny dobon-trondro efa vitan’i […]

Ampanihy: Osy 1 278 nozaraina tamin’ny mpiompy

Anisan’ny manohana ny mpiompy ny tetikasa Fandroso. Nisitraka ny tohana ny tantsaha any amin’ny distrikan’Ampanihy, toerana tena ahitana osy. Miisa 247 ny mpahazo tombontsoa, mivondrona anaty fikambanan’ny mpiompy miisa 20, nisitraka osy miisa 1 278, tany amin’ny kaominina maromaro anaty ny distrikan’Ampanihy, faritra Atsimo Andrefana, ny 19 aogositra teo. Anisan’izany ny […]