Nihatsara ny sehatry ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Etazonia sy i Madagasikara nandritra ny telo volana voalohan’ny taona 2025. Tafakatra 595,2 tapitrisa dolara ny sandan’ny fifanakalozana ara-barotra teo amin’i Madagasikara sy Etazonia nandritra ny telo volana voalohan’ny taona 2025. Mahatratra 546,3 tapitrisa dolara kosa ny sandan’ny fanondranana niditra teo amin’ny […]
Toe-karena
Fihenan’ny vidim-bary: matiantoka ny tantsaha mpamokatra
Matiantoka tanteraka ny tantsaha manoloana ny fihenan’ny vidim-bary misy amin’ izao fotoana. Antony indrindra nanaovana ny dinika niarahan’ireo mpisehatra samihafa, toy ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana (MCC), ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (MEF), ny Fambolena sy ny fiompiana (MinAE) anjara, tetsy Ambohidahy. Tao koa ny Association professionnelle des institutions […]
Business Ready 2025: mila hatsaraina ny fandraharahana eto amintsika
Fanamby amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fanavaozana ny rafi-pitantanan’ny orinasa mba hiantohana ny fifaninanana ara-drariny, araka ny tatitra navoakan’ny Business Ready 2025. Namoaka tamin’ny fomba ofisialy ny Business Ready (B-Ready) 2025 ny Banky iraisam-pirenena. Tatitra vaovao natao handrefesana ny tontolon’ny fandraharahana sy ny fisarihana ny fampiasam-bola izy io. Ity tatitra […]
Sehatry ny asa: 60 000 ireo ho raisina mpiasam-panjakana
Haverina, hanatevenana indray ny mpiasam-panjakana, ny fandraisana ireo « Employés fonctionnaires assimilés » (EFA) sy ny “Employés de longue durée” (ELD) miisa 65 279 rehefa niato izany ny volana febroary 2020. Io ny fampahafantarana nataon’ny minisitry ny Asa, ny fampanananasa ary ny asam-panjakana, (MTFOP) Florent Soatiana Bety Léonne. “Niainga tamin’ny fanadihadiana lalina nataon’ny […]
Fanondranana drakaka: voafaritra ny « quota » ho an’ny mpandraharaha tsirairay
Nivoaka taorian’ny dinika niarahan’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga sy ny solontenan’ny Fiarahamonim-pirenena ary ny Bianco ny « quota » andiany voalohany ho an’ireo mpandraharaha mpanondrana drakaka, ho an’ ny taona 2026. Araka izany, natokana ho an’ireo orinasa efa miantsehatra amin’ny seha-pihariana drakaka ny 70% ny « quota » ny fanondranana. Miisa 13 […]




