Mihena tsikelikely ny delestazy fa olana ara-teknika sisa no misy amin’izao, araka ny nambaran’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama, raha nivahiny tao amin’ny fahitalavim-pirenena, omaly. Nividy groupe électrogène hoy izy ny fitondram-panjakana hanohanana ny famokarana herinaratra ao Andekaleka. Mbola midangana ny vidin’entana eny an-tsena amin’izao fotoana. Mananosarotra ho an’ny ankamaroan’ny tokantrano ny […]
Toe-karena
Angovo : 90 miliara Ar isam-bolana ny fatiantoka
Midangana ny fandanian’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny angovo. Mitentina hatrany amin’ny 1 080 miliara Ar isan-taona ny fatiantoka, araka ny tatitra navoakan’ny Banky Iraisam-pirenena, antony indrindra mahatonga ity farany nanome fanampiana mitentina 1 270 miliara Ar ny fitondram-panjakana, ny taona 2023. Na izany, mbola ambony ny tahan’ny fampiasana arina […]
Vidim-bokatra eny an-tsena: Hamafisina ny fanaraha-maso
Nidina teny amin’ny tsenan’Anosibe ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MCC), nanara-maso sy nanadihady momba ny fiaviana sy ny lalan’ny vary nafarana izay mitobaka eny an-tsena amin’izao fotoana. Tanjona ny hamantarana ny fiavian’ny vary sy ny vidiny sao misy mivarotra fatiantoka ka mahatonga ny olona tsy hanjifa ny […]
Telo volana faharoa ny taona 2025 : Tafakatra 326 984 m³ ny fanjifana solika
Andry iankinan’ny toekarena ny solika noho izy miantoka ny fampandehanana sy ny fampandrosoana ny faritra iray. Tao anatin’ny telo volana faharoan’ny taona 2025, nahitam-piakarana ny fanjifana ny solika manerana ny Nosy. Vita ny fety. Manomboka miverina tsikelikely amin’ny andavanandro ny tokantrano tsirairay avy. Manomboka ihany koa ny fitohanan’ny fiara, ity […]
Vokatra fanondrana : Miakatra ny vidin’ny letisia
Tao anatin’ny herinandro vitsy, nahitam-piakarany ny vidin’ny letisia eny an-tsena. Ankehitriny, manomboka amin’ny 2 000 Ar ny kilao raha toa ka efa tafidina tany amin’ny 1 000Ar izany teo aloha. Mitobaka eny an-tsena ihany koa amin’izao fotoana ny vokatra avy any Atsimo atsinanana raha efa mihena ireo letisia avy any amin’ny […]




