Vonona hanohy ny asa fanamboarana ny arabe migodana, Antananarivo-Toamasina, ny orinasa egyptianina Samcrete. Anisan’ny nivoitra io nandritra ny fihaonan’ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Razafindrianarivo Henri Jacob, sy ny masoivohon’i Egypta miasa eto amintsika, Rabab Abdelhadi, ny 3 novambra teo. Marihina fa efa misy ny famatsiam-bola hanohizana ny fanamboarana ity […]
Toe-karena
vatosoa indostrialy : Nohenoina ny hevitr’ireo mpisehatra
Nihaona teny amin’ny Mining Business Center (MBC) Ivato, omaly, ny tomponandraikitra ao anatin’ny minisitera sy ny minisitra ary ireo mpandraharaha mpanodina sy mpanondrana vatosoa indostrialy. Atrikasa, araka ny fomba fiasan’ny minisitera, nihainoana ireo mpisehatra rehetra teratany malagasy sy vahiny miaraka amin’ny tomponandraikitra amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana. Tsiahivina fa vao nohavaozina tamin’ny taona […]
Orange Summer Challenge 2025 : Nibata ny laharana voalohany ny GazNika
Notanterahina omaly, tetsy amin’ny Orange Digital Center, Soarano ny famaranana ny hetsika « Orange Summer Challenge 2025 ». Nampahafantarina nanditra izany ny tetikasa GazNika izay nandrombaka ny amboara. Tetikasa manome lanja ny fiarovana ny tontolo iainana tamin’ny alalan’ny fanodidina ny fako ho lasa entona fandrehitra azo handrohana sakafo no netin’ireo tanora 8 […]
PLFI 2026: Hiakatra 14% ny karaman’ny mpiasam-panjakana
Vinavinaina hanomboka amin’ny taona ho avy ny fampakarana ny karaman’ny mpiasam-panjakana rehefa tsy nisitraka izany nandritra ny telo taona. Ampakarina 14% ny karaman’ny mpiasam-panjakana ho an’ny taona ho avy, araka ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (PLFI) 2026. « Rariny io satria efa ho telo taona izao no tsy niakatra ny karaman’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mamokatra taretra 17 578 taonina isan-taona i Madagasikara, ka mametraka ny firenena eo amin’ny laharana fahefatra maneran-tany amin’ny famokarana izany, aorian’i Brésil, Tanzanie ary Kenya. Na izany aza, tsy ampy ny tohana ara-bola sy ny fotodrafitrasa ho an’ny mpamokatra ka mampananosarotra ny hidirantsika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mila manana paikady mazava […]




