Tandindomin-doza ny sehatry ny lamba sy ny fitafiana taorian’ny fahataperan’ny fifanarahan’ny African Growth and Opportunity Act (Agoa) sy ny fampiakarana hetra ho 15% nanomboka ny 7 aogositra teo. Antony nahatonga ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria (CCIA) nametraka paikady hanarenana ny sehatry ny lamba ka hametraka indray ny « vita malagasy » […]
Toe-karena
Ambatondrazaka : Tratra ny vato ametista 19,30 kilao
Araka ny vaovao nampitain’ny Polisim-pirenena Fip Ambatondrazaka, nisy vatosoa tsy ara-dalàna, ametista, milanja 19,30 kilao, tratran’izy ireo ny alahady 2 novambra teo. Voalaza fa avy any anaty ala faritra arovana any Tanandava, eo amin’ny fizaran’ny faritra Alaotra Mangoro sy Analanjirofo no nivoahan’ireo vatosoa ireo. Nandray andraikitra avy hatrany ny talem-paritry […]
Fondation Tany Meva : Hanomboka ny tetikasa Miaro sy Mikolo
Harovana sy harenina ny tontolo iainana any amin’ny tapany avaratra sy avaratra andrefan’i Madagasikara. Fiaraha-miasan’ny Fondation Tany Meva sy ny Antokondraharaha frantsay ho an’ny fampandrosoana (AFD). Nampahafantarina, omaly, tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa Miaro sy Mikolo, novolavolain’ny fikambanana Fondation Tany Meva ary vatsian’ny Antokondraharaha frantsay ho an’ny fampandrosoana (AFD) vola, […]
VAOVAO TAMBATRA
Handray anjara amin’ny salon « solidarissimo » atao ao Colmar, Alsace-France, i Madagasikara. Hetsika tafiditra ao anatin’ny « Salon international du tourisme et des voyages (SITV) », natokana ho an’ny fizahantany maharitra sy mirindra. Atao ny 7 ka hatramin’ny 9 novambra izao ny hetsika, hahafahan’i Madagasikara mampahafantatra ny hakanton’ny Nosy sy hampiroboroboana indray ny […]
Fandaharanasa PLAE IV : Fahombiazana ny tany amin’ny faritra Sofia
Nanomboka ny taona 2017 hatramin’ny taona 2022 ny Fandaharanasa iadiana amin’ny fihotsahan’ny tany, andiany fahefatra (PLAE IV). Teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), novatsian’ny firenena Alemà, tamin’ny alalan’ny KFW ara-bola. Faritra efatra no voakasiky ny fandaharanasa: Amoron’i Mania, Masiatra Ambony, Ihorombe ary Sofia. Tanjona ny hiarovana ny […]




