Miakatra hatrany ny vidin’ny hena! Mananika ny 24 000 Ar ny iray kilao amin’ny henan’omby. Miakatra koa ny vidin’ny henan-kisoa. Talohan’ny fetin’ny faran’ny taona no efa nahitana fiakarana ny vidin’ny hena. Mbola mitombo hatrany izany. Tafakatra 24 000 Ar ny kilaon’ny henan’omby etsy Antohomadinika. Manodidina ny 21 000 ar/kg raha hena […]
Toe-karena
Foibe CGA: Tantsoroka ho an’ny mpandraharaha
Tsy mandoa hetra ! Ao anatin’ny sehatry ny tsy manara-drafitra, tsy mijoro araka ny lalàna, ny 80% amin’ny asa fihariana eto Madagasikara, araka ny tombana nataon’ny foibe fitantanana ny hetra. Mahatratra 46% ny vesatra entiny amin’ny toekarem-pirenena. Anisan’ny tena ahitana azy ny sehatry ny varotra madinika, ny asa tena, sns. Napetraka, […]
Morontsirak’i Madagasikara: Sambo 23 manara-maso ny jono tsy ara-dalàna
Manana sambo miisa 23 ny minisiteran’ny Jono sy ny fampiroboroboana ny toekarena manga (MPEB), entina hanarahana maso ny sehatry ny jono eto amintsika. Fantatra fa tsy nisy afa-tsy roa monja izany tany aloha, nentina niadiana tamin’ny jono tsy manara-dalàna. Miparitaka manerana ny morontsirak’i Madagasikara ireo sambo miisa 23 ireo, tantanin’ny […]
Banky Iraisam-pirenena: Karohina ny hanafoanana ny fahantrana
Miezaka mametraka vina hanafoanana ny fahantrana ao anaty tontolo azo iainana ny Banky iraisam-pirenena. Araka ny tatitra nataony ny fiandohan’ny taona 2024 teo, karohina ny paikady vaovao iarahan’ny rehetra, indrindra ny sehatra tsy miankina Mametraka fanamby vaovao ny Banky iraisam-pirenena, mba hisian’ny fampandrosoana mahomby, ho an’ny rehetra ary afaka miatrika […]
Telma : « Mizara hafaliana » ho an’ny taona vaovao
Nanao hetsika lehibe manerana ny tanàn-dehibe eto amintsika ny orinasa Telma, ny 5 janoary teo. Nomena ny lohahevitra hoe «Mizara hafaliana», nisantarana ny taona vaovao 2024. Anisan’ny nanaovana izany ny tany Antsiranana, Nosy Be, Toamasina, Mahajanga, Toliara, Fianarantsoa, Morondava, Antsirabe, Taolagnaro ary Antananarivo. Nizarana fanomezana «goodies», nanehoana ny firaisam-po niaraka […]