Fiaraha-miasan’ny Sekreteram-panjakana misahana ny fahaleovantena ara-tsakafo (Sesa) sy ny orinasa israelianina LR Group amin’ny fametrahana tetikasa fambolena indostrialy Agripole eto Madagasikara. Nohitsian’ny Sekreteram-panjakana Razanamahefa Tahian’Ny Avo, fa tsy misy fivarotana tanindrazana, nandritra ny fanombohana ny tetikasa nametrahana ny tambajotran-tserasera sosialy, ny alahady 25 mey teo. An’ny Malagasy ny tany fa […]
Toe-karena
Faritra arovana: Voasokajy ho vakoka Unesco ny ala maina andrefana
Tafiditra ao anatin’ny ala maina andrefana ny alan’i Mikea any Toliara. Ilaina ny fiarovana ny olona miaina ao anatiny, miampy ny biby sy ny zavamaniry tsy hita raha tsy any an-toerana. Natao tao amin’ny kaominina Befandefa, distrika Morombe, faritra Atsimo Andrefana, ny alatsinainy 26 mey teo, ny fanambarana ofisialy, ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 883 ny tebok’afo hitan’ny zanabolana, ny 26 mey teo. Tena nahitana azy ny tapany andrefan’ny Nosy, fa misy koa ny afo any amin’ny faritra Anosy, Atsimo Andrefana, Betsiboka, Boeny, Melaky, Menabe, Sofia. Maro ny Faritra Arovana nahitana trangan’afo tamin’ireo. Havaozina ny fanomezan-dalana hanondrana lavanila mankany ivelany. Hisy ny rafitra […]
Base Toliara : Manomboka ny famindrana fasana
Miverina ny fananganana ny fasan’ireo tompon-tany any amin’ny fokontany Tsiafanoka sy Beravy Antsoity, kaominina Tsianisiha, distrika Toliara II. Niato mantsy ny asa satria nihantona ny tetikasa Base Toliara nandritra ny 5 taona, saingy efa miverina amin’ny laoniny izany, ankehitriny. Mihazakazaka ny asa. Nofanin’ny tetikasa Base amin’ny fananganana rafi-trano sy ny […]
Fahaleovantenan’ny vehivavy: Hiara-kiasa ny CCIFM, GFEM ary ny WLM
Fifanaraham-piaraha-miasa telo sosona no vita sonia ny 16 mey, teny amin’ny Phare Ivandry, eo amin’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria France-Madagascar (CCIFM) sy ny Vondron’ny vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM) ary ny ONG Women Lead Movement Madagascar (WLM). Kendrena ny hampiroboroboana ny miralenta, eo amin’ny lahy sy ny vavy, famerenana […]




