Toe-karena

Fiaraha-miasa: manohana ny PGE ny Unicef

Manohana ireo fandaharanasam-panjakana ny Unicef. Tafiditra ao anatin’izany ny fampiroboroboana ny loharanon-karena mifototra amin’ny olona. Anisan’ny iray amin’ireo andry telo lehiben’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana na ny Politique générale de l’Etat (PGE), amin’ izao fe-potoam-piasana vaovaon’ny filohan’ny Repoblika izao izany. Nivoitra izany tamin’ ny fihaonan’ny solontena maharitry ny Unicef vaovao eto Madagasikara, […]

Fampiroboroboana ny angovo azo havaozina: misokatra ny antso an-tetikasa ho an’ny FIER

Vahaolana entina hampihodinana ny fiainana andavanandro sy ny tontolon’ny fandraharahana ny fisitrahan’ny tokantrano tsirairay ny angovo azo havaozina. Nampahafanta­rina, omaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy ny tetikasa «Finance­ment intégré pour les énergies renouvelables » (FIER), tahirim-bola ho an’ny angovo azo havaozina. Te­tikasa hanaovana tohana ara-teknika sy ara-bola ho an’ny sehatra tsy miankina […]

Sandam-bola : mitontongana ny vola malagasy

Ain-dehibe ho an’ny firenena ny tanjaky ny vola sy ny toekarena ananany. Singa iray ao anatin’ny fampandrosoana ny toekarena ny tontolon’ny fandraharahana, indrindra ny fanondranana entana any ivelany sy ny famerenam-bola azo avy amin’izany (rapatriement des devises). Mbola ambany anefa io taha io raha ho an’i Madagasikara, anisan’ny antony mampitontongana […]

Angovo sy herinaratra: maro ny asa hatao ao anatin’ny 100 andro

Miisa 10 ny tetikasa ho henjehin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH) ato anatin’ny 100 andro, fetr’andro napetraky ny filoham-pirenena. Anisan’izany ny fananganana toby mamokatra herinaratra, indrindra ny avy amin’ny masoandro. Tetikasa maro no tanterahin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo, izay efa natomboka sady tohizana. Nampidirina ao anatin’ny fe-potoana 100 andro […]

Tranombarotra Cosmos : lokabe 25 nozaraina ho an’ny mpanjifa

Nisokatra ny taona 2013 ny tranombarotra Cosmos, misehatra amin’ny fivarotana kojakoja madinika sy vaventy ao an-tokantrano. Nikarakara lalao «Tombola» ity orinasa ity, tany amin’ireo magazay miisa 18 manerana ny tanàn-dehibe eto amin’ny Nosy, ny 6 desambra 2023 hatramin’ny 14 janoary 2024. Afaka nandray anjara daholo ny mpanjifa nividy kojakoja tao […]