Efa lasa fanoitra ho an’ny fampandrosoana ny famokarana biolojika. Mifototra amin’ny famokarana voajanahary tsy mampiasa akora simika, mitandro ny tontolo iainana sady afaka miatrika ny fiovan’ny toetr’andro. Hatao ny 20 sy ny 21 jona ho avy izao, etsy amin’ny Carlton Anosy, ny Tsenabe Biolojika, andiany faha-4. Lohahevitra noraisina: « Ny Bio […]
Toe-karena
ITM-IHM 2025: Fampiroboroboana ny fizahantany maharitra
Hetsika iraisam-pirenena ara-pizahantany lehibe indrindra eto amintsika ny “International Tourism Madagasikara (ITM)”. Misy hatrany ny zava-baovao entina, hampisongadinana an’i Madagasikara. Hatao ny 12 hatramin’ny 15 jona ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny “Hetsika iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany (ITM)” andiany faha-11, sy ny “Hetsika iraisam-pirenena ho an’ny asa tanana […]
Tantely: Mamokatra ny 75% ny sakafo maneran-tany
« Miantoka ny 75% ny zavamananaina maneran-tany ny tantely, mandrakotra ihany koa ny tontolo iainana », hoy ny mpandrindra ankapoben’ny tetikasa eo anivon’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana (Minae), Radavidson Hervé Patrick. Antony ankalazantsika ny Andro maneran-tany ho an’ny tantely, natao tetsy amin’ny Carlton, omaly. Hetsika nokarakarain’ny minisitera Minae, ny minisiteran’ny Tontolo […]
Vary safiotra : Niakatra avo 3 heny ny vokatra
Novinavinaina ho 9 hatramin’ny 12 taonina isaky ny hekitara ny vokatra ho azon’ny tantsaha any Ambohijanahary, distrika Amparafaravola, nandritra ny fotoam-panetsana, ny febroary 2025 teo. Nilaza Raholison Tahiry, anisan’ireo tantsaha miisa 1 358, nisitraka masomboly vary safiotra sy zezika tamin’izany fotoana izany, fa « tsapa ny fiovana sy ny fivoarana. Nitombo avo […]
Morontsiraka avaratra andrefana : Miha maro ny mpisehatra miaro ny ala honko
Rohy voahary manan-danja ny ala honko. Tandindomin-doza anefa izany noho ny fandripahana ataon’ny olombelona. Maro ireo mpisehatra manomboka miaro azy. Toeram-ponenan’ny hazandrano maro, toy ny drakaka, ny akamba, sns, ary ireo trondro ahina ho lany tamingana ny ala honko. Nambaran’i Behanarina Huiguens, lehiben’ny tetikasa ny orinasa Bôndy any Antsohihy, faritra […]




