Mbola mitana ny sain’ny ankamaroan’ny mponina ny raharaha vary simba, izay voalaza fa haparitaka amina toerana samihafa, toy ny any Taolagnaro. Manoloana izany, nitsirika ireo magazay ao Ranomandry, Cascadeur, SK Distribution ary ny magazay Lovasoa ny sampandraharaham-paritra momba ny Varotra (SRC) ao an-toerana, tamin’ny alakamisy. Voaporofo fa tsara sy tsy […]
Toe-karena
Tsena iraisam-pirenena: hiakatra ny vidin’ny varahina
Vinavinaina hiakatra hatrany amin’ny 8 800 dolara ny vidin’ny varahina 1 taonina amin’ity taona 2024 ity, raha toa ka 8 523 dolara izany tamin’ny taon-dasa. Ny taona 2022, mitentina 8 788 dolara ny 1 taonina tamin’io akora io. Tokony ho voatazona ny vidin’ izany noho ny fihenan-danjan’ ny dolara. Mananosarotra rahateo […]
Teknika P-dipping : mampitombo ny vokatra
Mahomby ny teknika P-dipping nentina tamin’ny famokaram-bary teo Betsimitatatra. Manodidina ny 10% ny tera-bary eny amin’ireo tanimbary nanaovana ny teknika raha toa ka tsy namokatra kosa ny tanimbary nanaovana ny teknika nentim-paharazana, ny herinandro teo. Tsikaritra ihany koa fa miforona manodidina ny 3-3.5sm ny salohy eo amin’ireo tahom-bary nampiharana ny […]
Filàna andavanandro: niakatra ny vidin’ny entona fandrehitra
Niakatra ny vidin’ny entona fandrehitra eto an-drenivohitra raha toa ka nahitana fidinany izany enim-bolana lasa. Nahitana fiakarana efa herinandro vitsy izay ny vidin’ny entona fandrehitra eto Antananarivo sy ny manodidina. Raha ny marika Vitogaz manokana, niakatra ho 26 900Ar ny tavoahangy 4 kg raha toa ka 26 400 Ar izany […]
Minisiteran’ny Tontolo iainana : «Tsy maintsy miasa haingana», hoy ny minisitra Max Fontaine
Tsy niandry ela ! Natao omaly tolakandro, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd) vaovao, Max Fontaine, sy ny teo aloha, Rtoa Vina Marie Orléa. Nisaotra ny minisitra nodimbiasany sy ny mpiara-miasa aminy ny minisitra Max Fontaine. Efa niara-niasa rahateo izy mianadahy, eo amin’ny tetikasa […]