Toe-karena

« Forum du secteur privé-Genève »: Hampivondrona ireo mpandraharaha maneran-tany

Ambohi-pihaonan’ireo mpandrahara maneran-tany ny « Forum du secteur privé » atao any Genève Suisse. Fotoana iray hanandratana avo ny vokatra malagasy sy hisarihana ireo mpampiasa vola vahiny ho tonga eto Madagasikara. Manamora ny fifandraisana amin’ireo fire­nena any ivelany i Genève Suisse noho izy toerana anisan’ny hivezivezen’ ireo mpandraharaha maneran-tany. Antony […]

VAOVAO TAMBATRA

Efa misokatra ny fifamoivoizana eo amin’ny « radier », PK 90, amin’ny lalam-pirenena faha-10, eo Ankidona Betioky. Manatanteraka ny asa ny orinasa misahana ny fanamboarana, ka efa voatototra vato ilay « radier » simba. Efa miomana hanarina ny any Ma­hariry, PK 187 sy Renosy PK187 ihany koa ny orinasa. Miandry ny fihenan’ny rano kosa […]

Seranan’Ivato: Vehivavy ny 60% ny komity mpitantana

Toerana sahaza hamantaran’ny mpanjifa ny sehatry ny fifamoivoizana ny seranam-piaramanidina. Nanao hetsika manokana ny orinasa Ravi­nala Airports, mitantana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato Antana­narivo, ny sabotsy 8 marsa teo, nankalazana ny Zon’ny vehivavy. Nisy ny rantin-tsary tao amin’ny efitrano malalaka fandraisana ny mpandeha, nantsoina hoe « Briller pour soi » hanomezan-danja […]

Besalampy: Tantsaha 240 nisitraka masomboly vary safiotra sy zezika

Natao hampitomboana ny vokatra sady hanatsarana ny fari-piainan’ny tantsaha ny fampiasana ny masomboly vary safiotra. Nahazo ny anjarany ny tany Besalampy. Nitohy ny fanapariahana ny masomboly vary sa­fiotra. Vinan’ny filoha Rajoelina Andry ny tetikasa « Vary safiotra », tanterahin’ny Sekreteram-panjakana mi­sahana ny Fahavitan-tena ara-tsakafo. Natomboka, omaly ny fizarana izany maimaimpoana any amin’ny […]