Toe-karena

VAOVAO TAMBATRA

Hanana tanjaka 5MW ilay tobim-pamokatra herinaratra mandeha amin’ny herin’ny masoandro hapetraka ao Mahajanga. Hapetraka ao amin’ny fokontany Manjarisoa ny fotodrafitrasa. Hamokatra herinaratra ho an’ny mponina amin’ny andro atoandro ny tetikasa. Efa mandeha ihany koa ny fanatanterahana ireo tetikasa hafa eto Antananarivo sy Toamasina. Havaozina ny filankevi-pitantanan’ny orinasa Jirama. Hiara-kanatanteraka izany […]

« Foire internationale de Madagascar 2025 »: Hisongadina ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana

Laharam-pahamehan’ny Tsenabe iraisam-pirenena (Fim) ny fifanarahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina enti-mampandroso ny toekarena sy fandraharahana eto amintsika. Hisokatra bebe kokoa amin’ny tsenan’i Afrika ny hetsika amin’ity taona ity. Mifampiankina ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina amin’ny fampiroboroboana ny toekarena sy ny fandraharahana eto amintsika. Hivoitra ho an’ny […]

« Tropic’Awards 2025 »: Fahombiazana tanteraka ny hetsika

Manome fotoana sahady ho an’ireo mpisehatra eo amin’ny fizahantany amin’ny taona ho avy ny agence Tropi’Com amin’ny hetsika «Tropic’Awards 2026» taorian’ny andiany voalohany natao teny amin’ny Canal Olympia teny Andohatapenaka, ny sabotsy teo. «Fahombiazana tanteraka ny hetsika ary mbola vonona hanatsara ny ezaka vita izahay», hoy ireo mpikarakara. Anisan’ny fanatsarana […]

VAOVAO TAMBATRA

Mihodina tsara ny trano fitahirizam-bokatra sy famokarana lagilasy any Ambatondrazaka. Nanohana ny fananganana azy ny Vondrona eoropeanina. Nidina tany an-toerana ny tale jeneralin’ny Jono sy ny toekarena manga sy ny Vondrona eoropeanina, ny 4 marsa teo, nandinika ny tombontsoa ho azo amin’ity fotodrafitrasa ity. Hapetraka ny rafitra niomerika ho fanaraha-maso […]