Hotanterahina any Kigali Rwanda, manomboka rahampitso hatramin’ny talata ho avy izao, ny fihaonamben’ny tanora eto Afrika, “Youth Connekt Africa Summit 2024”. Mahatratra 33 ny firenena mandray anjara, anisan’ izany i Madagasikara. Tanjona amin’ny hetsika ny hiresahana betsaka kokoa ny hoavin’ ny tanora eto Afrika. Araka ny vaovao voaray, omaly, efa […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Lany tsy nisy nitsipaka ny tetikasa Fly Over teny amin’ny Antenimieram-pirenena, omaly. Miisa roa ny fihodinan-dalana « Fly Over », ka eny Anosizato ny iray, ary eny amin’ny toby fitaterana Maki Andohatapenaka ny faharoa. Manodidina ny 30 tapitrisa dolara ny asa, ka avy amin’ny Banky arabo ho an’ny fampandrosoana ny 28 tapitrsa […]
Toekarena : “Mbola ambony ny vidim-piainana”, hoy ny BFM
Mbola lafo ny vidim-piainana eto Madagasikara tao anatin’ny telo volana fahatelo, taona 2024, raha ny nambaran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Tsinjony sady nohamafisiny tao anatin’ny fanadihadiana ara-toekarena nataony fa hihalafo hatrany izany eto amintsika ho an’ity taona 2024 ity. Nilaza ny governoran’ny BFM, Andrianarivelo Aivo, omaly, teny Antaninarenina fa: « […]
Asa vaventy : drafi-pirenena ho an’ny fitaterana
Nankatoavina omaly, ny fanavaozana ny Drafi-pirenena mahakasika ny fitaterana (PNT). Voakasik’izany ny sehatry ny fotodrafitrasa ho an’ny fitaterana an-tanety, an-dranomamy sy an-dranomasina ary ny an-dalamby. Tsy ao anatin’ny PNT kosa ny sehatry ny fitaterana ana habakabaka. Voarakitra ao anatin’ny PNT avokoa, ny fohy ezaka maharitra 5 taona, ny antenantenany, 10 […]
Orinasa Jirama : tsy maintsy foana ny delestazy
“Tsy maintsy voavaha anatin’ny fotoana fohy ny delestazy”, hoy ny Jirama sy ny minisitera mpiahy. “Efa misy ny vahaolana saingy misy ny mpanararaotra”, hoy kosa ny depiote Rakotoarisoa Fetra. Afaka telo herinandro dia tokony ho voavaha ny olan’ny jiro, araka ny nambaran’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MRH), Jean […]