Toe-karena

Fiaraha-miasa: antsoina ny Japoney hifampiraharaha amin’ny Malagasy

Nihaona ny masoivoho japoney, Abe Koji sy ny minisitra misahana ny indostria, varotra sy fanjifana, Razafindravahy Edgard, ny 7 febroary 2023. Nifantoka momba ny lavanila, ny amin’ny tetikasa indostria isaky ny distrika (Odof), ary ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta ny dinika nifanaovana. Momba ny lavanila, notsiahivin’ny minisitra ny […]

Orange sy AMN Ltd : manitatra ny tambajotra any ambanivohitra

Nifanaraka ny Orange Ma­dagascar sy ny AMN Ltd, omaly 8 febroary 2023, hanitatra tambajotra any ambanivohitra, izay misy mponina maherin’ny iray tapitrisa ivelan’ny nomerika hatramin’izao. Toerana 500 isa no kasain’ny Orange sy AMN hapetraka eny ambanivohitra. Ireo toerana ireo hahafahan’ny Malagasy mifandray lavitra, tsy voatery mifindra toerana any amin’ny tanàn-dehibe. […]

60 taonan’ny Fimpima : omena lanja ny kabary sy ny fizahantany

Hatomboka amin’ny 18 fe­broary 2023 ho avy izao ny fankalazana ny faha-60 taona ny Fikambanan’ny mpikabary ma­lagasy (Fimpima). Hisy diabe hiainga eo amin’ny gara Soa­rano, hifarana eo amin’ny kianja malalaky ny Lapan’ny Tanàna. Hiarahan’ny Fimpima amin’ ireo mpisehatra amin’ny fizahantany ity hetsika ity. Nampahatsiahivin’ny filohany, Rtoa Andriamboavonjy Hanitra, fa nisy […]

Herinaratra : maka traikefa amin’i Rwanda ny Jirama

Nanana olana ihany koa ny orinasa mpamokatra herinaratra tany Rwanda, saingy tafarina tao anatin’ny fotoana fohy. Naka traikefa sy lesona tany an-toerana ny Jirama, niaraka tamin’ny solontenan’ny Banky iraisam-pirenena. Nihaona tamin’ny sekretera maharitry ny minisiteran’ny Fotodrafi­trasa any Rwanda ny delega­siona avy aty Madagasikara, notarihin’ny solontenan’ny Banky iraisam-pirenena eto Madagasikara sy […]

Afrika -CEDEAO*: ho an’ny fambolena, fotodrafitrasa, fitaterana

Nankatoavin’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) ny hanome 50 tapitrisa dolara sy 50 tapitrisa euros ireo tany afrikanina mpikambana ao Afrika andrefana. Mbola ampian’i Chine 30 tapitrisa dolara izany amin’ ny alalan’ny «Africa Growing Together» fiaraha-miasa eo amin’i Chine sy Afrika. Nomena izany famatsiam-bola izany mandritra ny telo taona […]