Toe-karena

Toliara II : mitaky ny hanokafana ny orinasa Base ny mponina

Toy ny tany Toliara I, nilahatra nitaky ny hanokafana indray ny orinasa Base Toliara ihany koa ny mponina any amin’ireo kaominina ao amin’ny distrika Toliara II, ny 26 jona teo. Natrehin’ny olom-boafidy sy tomponandraikitra samihafa ny fankalazana ny niverenan’ny fahaleovantena, ny 26 jona, tany amin’ny kaominina Ankilimalinike sy Belalanda, distrika […]

VAOVAO TAMBATRA

Ratsy avokoa ny 2/3 amin’ireo lalana ambanivohitra, mirefy 21 000km, eto Madagasikara ary ny 11,4% monja no azo hidirana. Sakana ho an’ny fampandrosoana eny ambanivohitra ny tsy fisiana fotodrafitrasa enti-mamokatra, indrindra ny haratsian’ny lalana. Mila apetraka ireo paikady samihafa hampaharitra ny lalana any amin’ireny toerana ireny. Mitentina 756 996,5 dolara ireo lojy […]

fizahantany ara-tontolo iainana : antoky ny fampandrosoana

Niorina teto Madagasikara ny taona 2014 ny sekoly iraisam-pirenena Vatel, mampiofana manokana mahakasika ny fizahantany sy ny hotely, Business School. Misy hetsika lehibe telo hoentiny hanamarihina izany, ny 20 sy ny 21 septambra 2024 ho avy izao. Hisy fihaonambe iraisam-pirenena mahakasika ny fizahantany ara-tontolo iainana eny amin’ny CCI Ivato. Hotokanana […]

SEforALL : fisarihana ny mpampiasa vola amin’ny angovo madio

Hamafisina ny fampiasam-bolan’ny tsy miankina amin’ny sehatry ny angovo. Tanjon’ny governemanta malagasy ny hampitomboana avo roa heny ny fahazoana angovo madio. Natao, omaly, teto An­tana­narivo, ny atrikasa nokarakarain’ny Sus­tai­na­ble Energy for All (SEfor ALL), iarahana amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH). Tanjona voasoritra ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) […]