Hotanterahina ny 2 sy 3 mey, any Genève, ny « Forum économique du secteur privé Madagascar, terre d’opportunités » izay eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra sy ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana. Hetsika karakarain’ny Federasion’ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara (FCCIM) sy ny Antenimieran’ny […]
Toe-karena
Ady amin’ny valala 2025-2028: Nahazo angidimby faharoa
Tsy ho tratra ny fahavitan-tena ara-tsakafo raha tsy voafehy ny valala, izay loza mitatao ho an’ny fambolena. Manana drafitrasa iombonana ny governemanta sy ny FAO, ho an’ny taona 2025-2028. Nihanaka ny andiam-balala ny oktobra 2023 hatramin’ny marsa 20 24, vokatry ny fiovan’ny toetr’andro. Ny desambra 2023 no tena nirongatra izany, […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanampy amin’ny famokarana herinaratra amin’ny RIA ny tetikasa « Tana Medium Ring ». Hanangana zotra mpitatitra herinaratra 90KV, mirefy 193 km, ny tetikasa. Hamafisina ireo zotra efa misy ka hatsangana ny « sous-stations » miisa 8 ao Antsipolitra, Antsirabe I, Antanifotsy, Behenjy, Tana Sud II, Ambohijanaka, Tana Ouest II, ary Imerintsiatosika. Hiasa manomboka amin’ity […]
Tambajotra Soa: Tohana nanatsarana ny famokarana
Mikendry ny hampihenana ny tsy fanjarian-tsakafo eto Madagasikara ny tetikasa Sanbonai. Miara-miombon’antoka amin’ny fikambanana Mpamboly frantsay sy fampandrosoana iraisam-pirenena (Afdi). Nahazo tohana ny tambajotra Soa, ka voakasiky ny tetikasa ny faritra Analamanga, Bongolava ary Itasy. Nambaran’ny filohan’ny tambajotra Soa, Razafimbololona Angéline, fa “paikady notratrarina ny vahaolana hiatrehina ny fiovan’ny toetr’andro. […]
Tombola Lafatra : Mpanjifa 15 nahazo simenitra 1 taonina
Anisan’ny vokatra vokarin’ny Alpha Ciment ny simenitra lafatra. Ho fanapariahana izany, nisy ny lalao ho an’ireo mpanjifa natao ny 15 ka hatramin’ny 31 desambra 2024 lasa iny. Notanterahina ny 24 janoary 2025 lasa teo, tetsy Analakely, ny fanolorana ny loka ho an’ireo tsara vintana. Niisa 15 ireo nisitraka izany ka […]