Isan’ny fanavaozana, nanafainganana ny fahazoan’ny Malagasy taratasin-tany ny nametrahana ny kara-tany. Na izany aza, mbola maro ny ezaka natao satria ny 20%-n’ny tany eto amintsika ihany no vita titra sy kara-tany amin’izao taona 2022 izao, taorian’izay 17 taona nanavaozana azy izay. Nanomboka ny taona 2005 ny nanavaozana ny lalàna mikasika […]
Toe-karena
Famoronana asa: vehivavy marefo 37 nisitraka fiofanana
Miisa 37 ireo vehivavy marefo avy amin’ny faritra toa an’i Diego, Sainte Marie, Toamasina, Morondava, Mahajanga, Toliara ary Fort Dauphin hofanina amin’ny tetikasa “ Espoir 2.0”. Nampahafantarina teny Ambohijatovo izy ireo, omaly. Maharitra herinandro ny fiofanana, hatramin’ny zoma 25 novambra izao. Karakarain’ny Alternatives Madagascar, ao anatin’ny fandaharanasa “Boot Camp National […]
Atsinanana: vita ny lalana 20 km
Tanàna tsy nandehanan’ny fiarakodia hatramin’izay ny eo amin’ny kaominina Ampasimbe Onibe any Toamasina II mankany amin’ireo fokontany marobe. Vaky ny lalana, afaka mivoaka ny vokatra ary tonga any ifotony koa ny mpanangom-bokatra, indrindra amin’izao fisokafan’ny fiotazana letisia izao. Sambany ! Vita ny lalana mirefy 20 km, mampitohy ny kaominina Ampasimbe Onibe […]
Fandraharahana: olana ho an’ny tanora ny famatsiam-bola
Mipetraka olana ho an’ny tanora malagasy entiny handraharahana ny sehatry ny famatsiam-bola. “Tsy tokony ho sakana ho azy ireo izany raha toa manomboka amin’ny zavatra eo am-pelatanany izy ireo”, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny GCI Antananarivo, Hasina Rakotonanahary. Manatona ho azy ny mpamatsy vola rehefa mandroso vokatra atao. Tafiditra […]
WWF: “Tsy fahombiazana ny fivoriana COP 27”
« Tsy fahombiazana ny COP 27 natao tany Charm el-Cheikh, Egypta ny herinandro lasa teo”, hoy ny WWF. Nofaritana ny hoe hapetraka ho tahiry ny takalon’ny manimba ny tontolo iainana, saingy tsy tonga amin’ny ilàna azy ny vola heverina hampiasana hampihena ny hafanàna sy ny fiantraikany. Mety ho tahiry lasa fiafaran’izao […]