Hatomboka amin’ny 18 febroary 2023 ho avy izao ny fankalazana ny faha-60 taona ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy (Fimpima). Hisy diabe hiainga eo amin’ny gara Soarano, hifarana eo amin’ny kianja malalaky ny Lapan’ny Tanàna. Hiarahan’ny Fimpima amin’ ireo mpisehatra amin’ny fizahantany ity hetsika ity. Nampahatsiahivin’ny filohany, Rtoa Andriamboavonjy Hanitra, fa nisy […]
Toe-karena
Herinaratra : maka traikefa amin’i Rwanda ny Jirama
Nanana olana ihany koa ny orinasa mpamokatra herinaratra tany Rwanda, saingy tafarina tao anatin’ny fotoana fohy. Naka traikefa sy lesona tany an-toerana ny Jirama, niaraka tamin’ny solontenan’ny Banky iraisam-pirenena. Nihaona tamin’ny sekretera maharitry ny minisiteran’ny Fotodrafitrasa any Rwanda ny delegasiona avy aty Madagasikara, notarihin’ny solontenan’ny Banky iraisam-pirenena eto Madagasikara sy […]
Afrika -CEDEAO*: ho an’ny fambolena, fotodrafitrasa, fitaterana
Nankatoavin’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) ny hanome 50 tapitrisa dolara sy 50 tapitrisa euros ireo tany afrikanina mpikambana ao Afrika andrefana. Mbola ampian’i Chine 30 tapitrisa dolara izany amin’ ny alalan’ny «Africa Growing Together» fiaraha-miasa eo amin’i Chine sy Afrika. Nomena izany famatsiam-bola izany mandritra ny telo taona […]
Varotra lavanila: nifampiresaka ny mpandraharaha sy ny minisitera
Ny 15 novambra 2022 no nisokatra ny fotoam-panondranana lavanila ary tsy hitsahatra izany raha tsy ny faran’ ny volana mey 2023. Natomboka ny dinika fitadiavam-bahaolana eo amin’ny fihariana lavanila manoloana ny olana misy sy ny fitarainana. Noho izany, nanokatra fiaraha-midinika tamin’ireo mpandraharaha mpanondrana lavanila ny minisitera misahana ny Varotra. Dingana […]
Mponina Tsinisiha Toliara : antso hiverenan’ny tetikasa vaventy
Misehatra amin’ny lafiny sosialy, ny asa, ny tontolo iainana, ny asa fanadiovana, sns ny fikambanana Fitaza. Ahitana ity fikambanana ity daholo ny fokontany miisa 41 any Toliara I. Nilaza ny filohany, Naina fa «mila asa izahay. Angatahanay ny filoham-pirenena, ny praiminisitra, ny mpikambana ao anaty governemanta, hanokatra indray ny Base […]