Toe-karena

Depiote Rabehaja Jean : « Karohina ny marimaritra iraisana »

Mitovy hevitra amin’ny ben’ny Tanàna Toliara I, ny solombavambahoaka voafidy tao Toliara I, Rabehaja Jean. Nohamafisiny fa miatrika ny fifindra-monina faobe vokatry ny fiovan’ny toetr’andro i Toliara, izay saika avy any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy ny ankamaroany. « Tsy voararan’ny Lalampanorena­na ny fifezivezen’ny olona sy ny fananana, raha tsy misy ny […]

Fiaraha-miasa : antsoina hampiasa vola ny mpandraharaha tiorka

Noraisin’ny minisitry ny Indostria, ny varotra, sy fanjifana, Razafindravahy Edgard, omaly, teny Ambohidahy, ny Ambasadaoro tiorka, Ishak Ebrar Çubukçu. Dinika nifanaovana mikasika ny fifanakalozana ara-barotra sy fiaraha-miasa indostrialy. Namba­ran’ny minisitra ireo vokatra tena ahafantarana an’i Mada­gasikara eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, dia ny lavanila, jirofo, kakao, letisia. Nahoana raha manjifa mivantana […]

Tafahoatra ny tsy an’asa any Toliara: hitondra fampandrosoana ny fisian’ny orinasa vaventy

Tsy mitsaha-mitombo ny olona tsy an’asa, manjaka ny tsy fandriampahalemana ao Toliara. Ho an’ny tompon’andraiki-panjakana isan-tsokajiny, isan’ny vahaolana tsara indrindra amin’ireo ny fisokafan’ny orinasa Base Toliara, hamorona asa sady hitondra fampandrosoana ho an’ny ao an-tanàn’i Toliara sy ny faritra Atsimo Andrefana. Miray feo ireo tom­pon’andraiki-panjakana. Mirona miakatra ao an-tanàn-dehiben’i To­liara […]