« Maro ireo teboka lehibe tsy maintsy apetraka mialoha ny fampiakarana ny vidin-tsolika, toy ny lafiny ara-tsosialy, ny toekarena ary ny zava-misy amin’ny ankapobeny », hoy ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Jean-Baptiste Olivier, omaly, nandritra ny dinika niarahana tamin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena, teny Alarobia. Fizotra ara-teknika, hoy izy, no natao ny […]
Toe-karena
Rano: mahatratra 748 m3 ny voazara, omaly
Mamoaka ny tahan’ny fahafenoan’ny siniben-drano eto Antananarivo ny Foibe mitantana ny rano (COR), isaky ny amin’ny 6 ora maraina, amin’ny 12 ora atoandro ary amin’ny 6 ora hariva. Nahatratra 748 m3 ny hadirin’ny rano notsinjarain’ny fiarabe miisa 21, tamin’ny siniben-drano 51, omaly. Nisy tamin’ireo nofenoina indroa na intelo nandritra ny […]
« Rond point » Ampasika: ho vita amin’ity herinandro ity ny lalana
Mitohy ny fanarenana ny lalana eto an-dRenivohitra. Miasa andro sy alina ny orinasa manatanteraka azy ireny. Hovitaina amin’ity herinandro ity ny eny amin’ny fihodinana « rond point » Ampasika, mankany Itaosy. Anisan’ny efa vitan’ny orinasa Magic, ny alahady alina teo, ny mifanandrify amin’ny hotely Etoile Rouge, mitohy eny amin’ny fivarotan-tsolika Jovena. Nijery […]
Andekaleka: ringana ny ala vokatry ny fanaovana tavy
Mahitsy ny fanazavan’ny ben’ny Tanàna Andekaleka amin’ny tsy fahampian’ny herinaratra aty Antananarivo. « Mirongatra ny fanimbana ny doro ala sy ny tavy », hoy izy. Mitranga isan-taona ny tsy fahampian’ny herinaratra ao amin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Anisan’ny mamatsy azy ny tohodranon’Andekaleka, ahitana gropy miisa 4, mamokatra herinaratra. Tsy afaka mihodina araka ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hovitaina amin’ity herinandro ity ny lalana eny Ampasika, eo amin’ny fihodinana (rond –point), mankany Itaosy. Efa natao omaly alina, ny eo amin’ny hotely Etoile rouge, mialoha ny hikisahana eo amin’ny fivarotan-tsolika Jovena. Manatanteraka ny asa ny orianasa Magic. Tsiahivina fa efa natao ny eny Bel’air, Ankorondrano Ivandry, Ambodin’Isotry, sns. Manodidina […]