Toe-karena

Tetikasa Agoa: handray anjara i Madagasikara

Hanomboka ny alakamisy ka hatramin’ny sabotsy izao ny «Forum de coopération commerciale et économique» na ny Agoa eo amin’i Etazonia sy ny tapany atsimon’i Afrika izay atao any Johannesburg. Anisan’ny mandray anjara amin’izany i Madagasikara, misolo tena ny firenena ireo delegasiona samihafa. Mandritra ny fotoana, hisy ny fivoriana hiarahan’ny governemanta […]

Taninketsa indostrialy : nahazo ny anjarany ny faritra Sava sy Diana

Hisandratra ny toekaren’ny mponina ao amin’ny faritra avaratry ny Nosy. Napetraka any an-toerana ireo milina mpanondim-bokatra ho fampiroboroboana ny indostria eny ifotony. Milina fanamainana voankazo ho an’Antalaha sy Ambilobe, fanamboarana sa­vony ho an’ny faritra Sam­bava. Milina fanamboarana chips ho an’ny distrikan’i Vohémar, fitotoana voamaina ho an’Ambanja ary fanodinana tantely ho […]

Fizahantany: nasongadina ny fampiasam-bola maitso

Fototra mampiroborobo ny fizahantany ny fampiasam-bola maitso anatin’ny fiarovana ny tontolo iainana, noho izy miantoka ny fahatongavan’ny mpitsidika manodidina ireo valan-javaboahary. Fizahantany sy ny fampiasam-bola maitso, io no lohahevitra tamin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany tao amin’ny faritra Alaotra Mangoro, ny sabotsy teo. Nodinihina ireo tolotra sy tetikasa […]