Antoka ho an’ny fampiroboroboana ny toekarena sy ny fahaiza-manaon’ny tanora ny fandraharahana. Hitondra ny anjara birikiny ho an’ny fampivelarana izany ny fankalazana ny Herinandro maneran-tany ho an’ny fandraharahana (Gew). Fotoana iray hampiroboroboana ny fandraharahana eto Madagasikara ny Herinandro maneran-tany ho an’ny fandraharahana (Gew) 2024. Tanjona ny hampirisika ny tanora sy […]
Toe-karena
Tetikasa Volobe: Tafatsangana ny birao fiasana
Miroso ny fanatanterahana ny tetikasa Volobe. Notokanana ny 15 novambra teo ny birao hiasan’ny mpiasa ao amin’ny orinasa Kaompania jeneraly mahakasika ny tohodranon’i Volobe (CGHV) any Ambodimanga, kaominina Ambodilazana, Toamasina II. Napetraka tamin’ny 8 aogositra ny vatofototra, ka naharitra 3 volana ny asa amina velaran-tany 800 m2. Hanana tanjaka 120 […]
Kianja Barea: hiaraka ny Tsenaben’ny fizahantany sy ny asa tanana
Hatao miaraka ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 21, ny 22 ary ny 23 novambra ho avy izao, ny Tsenaben’ny fizahantany (TBF) andiany faha-8, sy ny Tsenaben’ny asa tanana (TBA) andiany voalohany. Miaraka mikarakara azy ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA), ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany (ONTM) ary […]
Ambatovy: Tanàna 5 any Andasibe nahazo famatsian-drano miisa 10
Mandray anjara amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny mponina ny tetikasa Ambatovy, amin’ny maha orinasa tomponandraikitra azy. Nisitraka rano fisotro madio ny mponina any Andasibe. Tany an-tsaha, sady tsy azo antoka ny fahadiovan’ny rano fisotron’ny mponina sasany any amin’ny fokontany ao anatin’ny kaominina Andasibe, distrika Moramanga. Voavaha ny olana, satria nanamboatra fotodrafitrasa […]
VAOVAO TAMBATRA
Vinavinaina hanomboka amin’ity herinandro ity ny asa fanamboarana ireo lavadrano (forage) miisa 35 eto Antananarivo. Hatao eto an-dRenivohitra ny 7 amin’ireo lavadrano, raha miisa 14 ho an’Antananarivo Atsimondrano, 7 ho an’Avaradrano ary 7 ao Ambohidratrimo. Hamokatra rano 700m3 isan’andro ireo lavadrano ireo ka miisa 24 500 ireo hisitraka izany. Marihina fa […]