Sekolim-panjakana fototra nisitraka fampitaovana vita tanteraka amin’ny fako plastika voahodina ny EPP Fitroafana, Talatamaty. Tetikasa iarahan’n’ny vondrona Alsico SA sy ny Andao Company nanatanteraka. Efa niara-niasa nandritra ny telo taona ny roa tonta. Fiaraha-miasa mifantoka amin’ny fanodinana fako plastika sy ny fanajana ny tontolo iainana. Ankehitriny, fako plastika azo avy […]
Toe-karena
Menabe: Tafapetraka ny Faritra arovana vaovao Makay
Natolotry ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrososana maharitra (MEDD) tamin’ny fomba ofisialy ny Madagascar National Park (MNP), tany Malaimbandy, Menabe, ny 8 mey teo, ny fitantanana ny Faritra Arovana Makay. Tsiahivina fa ny volana febroary 2026 teo no nivoaka ny didim-pitondrana mamaritra an’i Makay ho anisan’ireo faritra arovana vaovao […]
Fanadihadiana « nPerf »: Voalohany eto Madagasikara ny tambajotra Yas
Voamarina indray fa voalohany amin’ny famatsiana tambajotra internet eto amintsika ny orinasa Yas, miohatra amin’ireo mpifaninana aminy. Tsy araka ny nieritreretana azy ny Starlink, hatreto. Nivoaka ny fanadihadiana nataon’ny nPerf, matihanina amin’ny lafiny tambajotra (mobile sy fixe) amin’ny fifandraisan-davitra. Mitotaly 71 999 ny isa azon’ny orinasa Yas, raha 51 931 ny an’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Niakatra nanomboka ny alatsinainy teo ny vidin’ny entona fandrehitra «Vitogaz». Lasa 33 000 Ar ny tavoahangina 4 kilao raha toa ka 31 000 Ar izany. Vidina 74 000 Ar koa amin’izao ireo entona amin’ny tavoahangy 9 kilao izay 69 000 Ar teo aloha. Ankehitriny, lasa 105 000 Ar raha mbola […]
Olan’ny famatsian-drano : Hiverina ny fitsinjarana rano mifandimby
«Hapetraka eny amin’ny fokontany, manomboka amin’ny herinandro, ny filazana ny rafitry ny fitsinjarana ny rano mifandimby (tour d’eau) eto Antananarivo mba hahafahan’ny isan-tokantrano mandamina ny fotoanany manoloana ny fahasahiranana», hoy ny tale jeneralin’ny Jirama, Rasolomanana Hajatiana. Natao izany mba hiantohana ny fitsinjarana ara-drariny ny isam-paritra. Hatreto, tsy mbola nitombo ny […]




