Toe-karena

Hena misy « formol » : “Fanakorontanana saim-bahoaka”, hoy ny minisitera

Niteraka resabe teny amin’ny tambajotra sosialy ny hoe hena ambara ho misy “for­mol”. Manoloana izany, nanambara ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, omaly, fa manameloka ny fam­pielezana vaovao tsy marim-pototra izy ireo. « Mi­sy ny fitiliana ny fahamarinan’ny fahasalaman’ny hena, ataon’ireo vétérinaire inspecteur, alohan’ny hiakarany eny ambony ankalana », hoy ny fanazavan’ny […]

Ozinina mpanodina tantely : mahazo vokatra 100 t isan-taona

Anatin’ny politikam-pirenena ny fametrahana ozinina 75 manerana ny Nosy. Anke­hitriny, nahazo ny anjarany ny ao Manakara. Tafapetraka ny ozinina fanodidina tantely any an-toerana. Mahatratra 100 t isan-taona ny vokatra azo avy amin’ireo kaominina samihafa ao anatin’ity distrika ity. Hisy fiantraikany mivaingana amin’ny lafiny sosialy sy toekaren’ny mponina ny fahazoana ny […]

Fitaterana entana : Goragora ny fanaraha-mason’ny APMF

Misy tandrevaka ny fidirana sy fivoahan’ny entana ao Toamasina. Ny 18 avrily teo, nilaza ny ny zandarimariam-pirenena ao Atsinanana fa misy moto halatra tafavoaka avy ao an-toerana, nentina sambo hihazo an’i Taolag­naro. Taorian’izay, nanambara ny sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria, ny Jly Serge Gellé fa lasa varavarana hivoahan’ny entana halatra avy […]