Amin’ny maha fikambanana fiarahamonim-pirenena (OSC) azy, mijoro eo anilan’ny vahoaka sy ny maro anisa hatrany ny Sehatra iombonan’ny fananantany (Sif). Nilaza ny mpandrindra mpanatanteraka (SE), Raparison Eric, omaly, fa maro ny olan’ny fananantany eto amintsika, fa azo adika fa saika mitovitovy amin’ireo tranga telo voarainy daholo izany. Aminy, tokony tsinjovina […]
Toe-karena
Tetikasa G3D: miisa 143 ny kazarana hazo sarobidy vaventy fantatra
Sambany nisy tetikasa miompana amin’ny fikarohana siantifika, hamantarana ny karazany sy ny isan’ny hazo sarobidy, toy ny voamboana sy ny andramena ary ny volombodimpoina eto amintsika. Tandindonin-doza anefa izy ireny, ka ilaina ny fitantanana maharitra, nahatonga ny tetikasa G3D. Tohanan’ny Vondrona eoropeanina (UE) ny tetikasa «Fitantanana maharitra ny hazo sarobidy […]
Angela Quintal – Committee to Protect Journalists: « Mihasimba ny tontolo hiasan’ny mpanao gazety aty Afrika »
Miharatsy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety aty Afrika. Mampanahy ny zavatra mety hiseho mandritra ny taona 2023, hoy i Angela Quintal, Mpandrindra ny tetikasa ho an’i Afrika, eo anivon’ny Committee to Protect Journalists, manana ny foibeny any New York. Resadresaka. (*) Gazety Taratra: Amin’ny maha mpandrindra ny fandaharanasa CPJ-Africa, ahoana ny […]
Ranovorin’Ambiroka : nandrotsahana zana-trondro Tilapia
Zana-trondro Tilapia 5843 no narotsaka tao amin’ny ranovorin’Ambiroka, ao amin’ ny kaominina ambanivohitra Maevatanana II, ny alarobia teo. Hetsika teo ambany fitarihan’ny talem-paritry ny Jono sy ny toekarena manga. Vokatry ny fiaraha-miasa miaraka amin’ny tetikasa WIOSAP. Tanjona ny hanamafisana ny fanohanana ireo mpanjono amin’ny seha-pihariana nosafidiany. Eo ihany koa ny […]
Fisitrahana tany: kara-tany 2.000.000 hozaraina hatramin’ny faran’ny taona
Mbola hitohy mandavantaona sy amin’ny fotoana tsy voafetra ny hetsika “herinandron’ny kara-tany”, izay nanomboka ny 24 avrily teo. Mbola hitohy manerana ny Nosy sy any amin’ireo faritra 23 manerana an’i Madagasikara ary eny anivon’ny kaominina izany. Tanjona ny hizarana kara-tany 2.000.000 hatramin’ny desambra 2023. Mahatratra ny 1.000.000 isan-taona kosa ny […]




