Tsara ny vokatra azo avy amin’ny famokarana lohamenaka tao amin’ny faritra Manakara, taorian’ny andrana natao tamin’ny alalan’ny fanatsarana ireo teknika sy famaritana ireo angovo fampiasa fitaovana fakana ilomenaka. Mahavelombolo ny vokatry ny andrana natao tamin’ny famokarana lohamenaka ao Manakara. Nihatsara ny kalitao sady nihabetsaka ny vokatra. Voaporofo ihany koa fa […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Nambaran’ny filoha Rajoelina Andry, nandritra ny fivoriamben’ny Comesa andiany faha-23, tany Burundi farany teo, fa anisan’ny hifotoran’i Madagasikara, hitondra fampandrosoana ny fanodinana ny vokatry ny fambolena. Eo koa ny fitrandrahana ara-drariny ny harena an-kibon’ny tany miantraika amin’ny vahoaka eny ifotony sy ny fizahantany ara-tontolo iainana. Mamokatra mena-boanjo 15l isan’andro, 100% […]
Orinasa Star: Hetsika octobre Rose 2024 ho an’ny mpiasa
Ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena ny Star, manana hetsika mahakasika ny fahasalamana ho an’ny mpiasa ihany koa izy. Nisy ny hetsika manokana ho an’ny vehivavy, « Octobre Rose » tao anatin’ny orinasa, natao nandritra iny volana lasa teo iny. Nambaran-dRaveloarison Fanou, tomponandraikitry ny serasera amin’ny rafitra sy ny Andraikitry ny orinasa amin’ny […]
Akora fototra: nihena ho 260 000 t ny vokatra katsaka
Miseho isan-taona ny tsy fahampian’ny akora fototra fanamboarana provandy, toy ny katsaka. Anisan’ny voakasik’izany ny fiompiana akoho manatody lava sy fakana nofo. Misedra olana ny seha-pihariana akoho! Tsy ampy ny akora fototra atao sakafo, indrindra ny katsaka. Araka ny antontanisa avy any amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, nihena ho […]
Imerintsiatosika : tafapetraka ny vato fototry ny kaomisarian’ny polisy
Tafapetraka ny alakamisy 31 oktobra 2024 teo, ny vato fototry ny kaomisaria vaovao ao Ambohitrantenaina Imerintsiatosika. Tafiditra indrindra amin’ny vinan’ny Filoham-pirenena momba ny fampandrosoana mifototra amin’ny fijerena lavitra sy ny fanatsarana hatrany ny fandriampahalemana izany. Eo koa ny fanorenana tanàna vaovao izay ahitana ireo biraom-panjakana maro ilain’ny vahoaka, toy ny […]