Toe-karena

“Startups du Sud” miisa 10 : Nahazo 15 000 dolara avy amin’ny ODC

Notanterahina ny alakamisy teo ny lanonam-pamaranana andiany faharoa ny fanohanana ireo “startups” avy ao amin’ny faritra Anosy sy Atsimo andrefana. Tetikasa tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa «Miary Digital», iarahana amin’ny Orange Digital Center (ODC), hanohanana ny fahaiza-manaon’ny tanora eo amin’ny sehatry ny niomerika ho fanoitry ny fampandrosoana ny firenana. Tsara ny […]

Asa vaventy : Mila fampitaovana ny orinasa SMATP

Anisan’ny firenena tena mandray anjara amin’ny fanaovan-dalana eto Madagasikara ireo orinasa sinoa. Nitsidika ara-pomba fanajana ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafefimanana Sambilason Richard, ny masoivohon’i Sina, Ji Ping, tamin’ny tapaky ny avrily teo. Anisan’ny noresahina ny fomba fanavaozana sy ny hamelomana indray, ny orinasa SMATP, izay iarahan’ny fanjakana sinoa […]

Tetikasa Produir : Fotaka 100 000 m3 no efa nalana tamin’ny tatatra 10 km

Anisan’ny tetikasa goavana ny Produir, fanadiovana ny lakandrano C3, isorohana ny fiakaran’ny rano eny amin’ny faritra iva, eto an-dRenivohitra. Madiva hifarana ny asa ary azo tsapain-tanana ny zava-bita sy ny vokatra. Mitohy ny asa fanarenana ny fotodrafitrasa tanterahin’ny tetikasa Produir, vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. Miaraka manatanteraka azy ny Kaomi­nina Antananarivo […]

VAOVAO TAMBATRA

Tafakatra 4 000 Ar ny kilaon’ny ovy eny amin’ny tsenan’Andravoahangy. Nambaran’ireo mpivarotra mpanijara fa ny vidiny eny amin’ny mpivarotra ambongadiny, mpanangom-bokatra mihitsy no mahatonga an’izany. Sady fotoana mahavitsy ny vokatra avy any ifotony, toy ny any Ambohimiadana, Andramasina, Faratsiho, …, satria ambolem-bary ny velaran-tany fambolena izany. Efa tafakatra 6 500 […]

Taom-pamokarana 2026 : Fitaovana maro tsy hahavery ny voka-bary

Araka ny antontanisa ofisialy, very fotsiny ny 15% ny voka-bary eto amintsika. Antony, tsy ampy na tsy misy ny fitaovana sahaza ampiasaina amin’ny fijinjana sy ny fitahirizana ny vokatra. Nosanta­rina ny 23 avrily teo, ny taom-pamokarana 2026, tany amin’ny kaominina Ambohibary, distrika Antsirabe II, faritra Vakinankaratra. Natolotry ny minisiteran’ny Fambolena […]