Toe-karena

Seranam-piaramanidina Ivato : Haranty ny vokatra « Malagasy ny antsika »

Notokanana omaly, ao anatin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato, Antananarivo, ny toerana manokana ahitana ireo vokatra manana ny mari-pamantarana label « Malagasy ny antsika ». Tompon’antoka amin’ny fanatanterahana azy ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim), miaraka amin’ny orinasa Ravinala Airports, mitantana ny sera­nan’Ivato. Nambaran’ny filohan’ny Sim, Rasamimanana Tiana, fa mandalo ny mpandeha, fa ny […]

Foire Manandratra : Omena vahana ny loharanon-karena

Hotanterahina ao Ambatondrazaka, ny 6 ka hatramin’ny 8 aogositra, ny hetsika ara-toekarena “Foire économique Manandratra”, andiany voalohany. Hisongadina sy hampahafantarina mandritra ny telo andro hanaovana ny hetsika ny harena voajanahary, ny fahaiza-manao samihafa ary ny fampiasam-bola ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro. Atao hanohanana sy hampandrosoana ara-toekarena ao an-toerana ihany koa […]

Africa Energy Forum (AEF) 2026 : Manamafy ny fiaraha-miasa stratejika ny CGHV

Laharam-pahamehan’ny Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CGHV) ny dinika niarahana tamin’ireo mpisehatra momba ny angovo sy ireo mpiara-miombon’antoka samihafa ho an’ny fampandrosoana sy fanatanterahana ny tetikasa. Nandray anjara tamin’ny Africa Energy Forum (AEF) 2026, natao tany Cape Town, Afrika Atsimo, ny Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CG­HV). Fihaonambe eo amin’ny […]

Lafo ny fanafarana entana : Mampitondra faisana ny ady any Ukraine

Mampikaikaika ny mpandraharaha mpanafatra entana ny fidangan’ny saran’izany, ankehitriny. Anisan’ny mampitondra faisana ny ady lavareny any Ukraine. Mita­razoka ny fivezivezen’ny sambo ao amin’ny ranomasina mainty. Mi­ko­rontana ny fahatongavan’ny entana aty Afrika sy Mada­gasikara. Nilaza ny loharanom-baovao fa miteraka fa­tiantoka lehibe ny filalaovan’ny Okrenianina, tarihin’ny Ze­lensky, ny ady. Paikady iray entiny […]

VAOVAO TAMBATRA

30% amin’ireo milina indostrialy “One District One Factory” (Odof) napetraka manerana ny Nosy ihany no mihodina. Tsy feno ireo milina, ao ireo manana olana ara-pitantanana. Misy ihany koa ireo napetraka amin’ny toerana tsy mifanaraka amin’ny asam-pamokarana sahaza azy. Ankehitriny, mametraka paikady sy politika vaovao entina hanarenana izany ny fanjakana. Misehatra […]