Toe-karena

Ben’ny Tanàna Ankilimalinike: «Mila ataon’ny Base Toliara laharam-pahamehana ny tanora eo an-toerana»

Faritra voakasiky ny tetikasa Base Toliara ny kaominina Ankilimalinike sy ny fokontany Ranobe, samy ao anatin’ny distrika Toliara II. Manamafy ny fitakiana hanokafana indray ny orinasa ny mponina, satria mihalalina ny fahantrana vokatry ny tsy fisian’ny asa sy ny fampandrosoana any an-toerana. Miray hina ny mponina any amin’ny kaominina Ankilimalinike, […]

Tetikasa JICA : manampy ny tontolo ambanivohitra amin’ny fambolena sy fiompiana

Anisan’ny tetikasa mifandimby iarahana amin’ny Japoney hatramin’izao ny hahatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Manohana izany tetikasa izany ry zareo Japoney amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa Jica (Japan cooperation international agency). Mandeha ankehitriny ny tetikasa Jica eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana any ambanivohitra. Miaraka tohanan’ny Jica amin’izany tetikasa iza­ny, ny paikady famokarana vary amin’ny […]

Manaja ny tontolo iainana : voalohany eto Madagasikara ny WeLight

Rehefa natao lalina ny fanadiahadiana, dia WeLight no orinasa voalohany eto Madagasikara nomena fanamarinana B-Corp. Fanama­rinana iraisam-pirenena ho an’ny orinasa manaja ny tontolo iainana sy sosialy. Tafi­ditra anatin’ny vondrona orinasa 50 B-Corps aty Afrika izao ny WeLight. Manohy hatrany io orinasa io amin’ izay efa fanamarinana azony izay, mitandro ny […]