Toe-karena

Tetikasa Art et biodiversité : misokatra ny fifaninanana

Nisokatra nanomboka omaly ka tsy hifarana raha tsy amin’ny 9 jolay izao, ny fifaninanana tetikasa “Art et biodiversité”, andiany faharoa. Atao izao hanamarihana ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny karazan-javamananaina, ny 22 mey lasa teo. Natao ho an’ireo mpanakanto sy fikambanana misehatra amin’ny tontolo iainana ity fifaninanana karakarain’ny Fondation des aires […]

Fanarenana ny endri-tany sy ny atiala : natsangana ny tetikasa “Tefiala” hanarenana ny ala simba

Mila arenina ny tontolo iainana mba hanatsarana ny endri-tany sy ny atiala ary ny fiveloman’ny vondron’olona ifotony. Tafatsangana ny tetikasa “Tefiala” hiasana mandritra ny dimy taona hanarenana ny tany sy ny ala simba amina velaran-tany 4 tapitrisa ha. Fanatsarana mirindra ny endri-tany sy fanarenana ifotony ny atiala amina velaran-tany mirefy […]

Branchement mora : tokantrano 200.000 hisitraka ny tetikasa

Hatomboka amin’ity herinandro ity ny fametrahana ireo kaontera 5.000 isa avy amin’ny orinasa Jirama. An­dra­sana afaka herinandro vi­tsy kosa ireo 20.000 ambiny sy ny manaraka rehetra. Araka izany, ho tonga eny anivon’ny tokantrano tsirairay avy ireo teknisiana, ho an’ireo mpanjifa eto Antananarivo izay na­haloa ny “devis” 30.000Ar. Efa misy fahana […]

Fizahantany : mpizahatany 1 tapitrisa andrasana ho tonga eto Madagasikara

Nametraka tanjona ny hampiakatra ny isan’ireo mpizahatany tonga eto amin’ny Nosy ny minisiteran’ny Fiza­hantany. “Tanjona ny hanatrarana 1 tapitrisa mpizahatany ny taona 2028”, hoy ny minisitry ny Fizahantany, Ran­driamandranto Joël, om­aly, teny amin’ny CCI Ivato. Maro ny paikady entina ha­nantanterahina izany, tafiditra amin’izay indrindra ny hetsika International tourism fair Madagascar (ITM), […]