Toe-karena

Orange – Zah@ Geek : takina ny fifehezana nomerika

Nisokatra tao amin’ny Radisson Blu Tana Waterfront Ambodivona ny faran’ny herinandro teo ny fampisehoana Zah@Geek, fampisehoana tontolon’ny nomerika eo emin’ny asa, nokarakarain’ny Orange Digital Center Madagascar. Nahasarika tanora 3000 mahery izany fampisehoana izany, tanora manana mari-pahaizana ambony mitady asa. Nitarika ny fotoana Rahantanirina Vavitsara Ga­briella, minisitry ny Fam­pianarana teknika sy […]

Tsenam-barotra Agoa: andrasana ny fanondranana ny vokatra hafa

Ny 24 sy 25 janoary 2023 teto Antananarivo ny atrikasa fanamafisana traikefa sy fampahafantarana bebe kokoa momba ny tsenam-barotra Agoa* sy ny fepetra takina amin’izany. Fiaraha-miasa amin’ny Usaid / ATI (Africa Trade and Investment). Atrikasa nokarakarain’ny komity iombonan’ny minisitera maromaro : ny varotra, ny asa, ny toekarena (fadin-tseranana) ary ny […]

Toliara : mitaky ny hanokafana ny Base Toliara ny hery velona rehetra

Nanao fanambarana iombonana ny sokajin’olona marobe, omaly 27 janoary tany Toliara. Nahitana fikambanana, olobe, tanora ary olon-tsotra, nitaky ny filoham-pirenena Rajoelina Andry hanokatra ny orinasa Base Toliara. Nitarika izany ny filohan’ny vovonan’ny olobe any To­liara, Mana Parfait. Mivantana any amin’ny filoha Rajoelina ny antsony, milaza fa « efa nahaangona ny hevitry […]

Fianarantsoa: fahatelo amin’ny famokarana tantely

Mamokatra tantely 16 000 t isaky ny fotoam-pamokarana ny faritra Ma­tsiatra Ambony. Fahatelo aorian’i Vatovavy sy Amo­ron’i Mania izy raha ny famokarana tantely ao anatin’ny faritanin’i Fia­narantsoa. Tao­rian’Am­bositra dia i Fia­na­rantsoa indray, omaly 27 janoary 2023, no nandray ireo milina fanodinana tantely, isan’ireo fitaovana hananganana orinasa 75 efa tonga, amin’ilay tetikasa orinasa iray […]