Nankalazaina tany Antsirabe ny 26 janoary 2023 teo ny Andro eran-tany ho an’ny fadintseranana. Nankalaza izany koa ny tany amin’ny faritra rehetra misy fadintseranana eto Madagasikara. Niompana tamin’ny lohahevitra fanohanana ny tanora ny fotoana, natrehan’ny mpianatra maro sy sokajin’olona samihafa. Lohahevitra naroson’ny Fiombonamben’ny fadintseranana eran-tany (OMD) ny hoe « Fanohanana ireo […]
Toe-karena
USAID-Hay tao… Ho rakotr’ala indray i Madagasikara
“Maro ny vokatra azo tamin’ny tetikasa USAID Hay tao”, hoy ny tompon’andraikitra. Manampy an’i Madagasikara mba hanatratra ny tanjona: “Ho rakotr’ala indray. Nofaranana tamin’ny fikaonandoha teo anivon’ny mpikambana ny tetikasa USAID Hay tao, omaly. Notanterahana teny Anosy ny lanonana. Tanjona ny hanampiana an’i Madagasikara amin’ny fitantanana ny harena voajanahary sy […]
Base Toliara… Mitaky ny mangarahara ny tanora manam-pahaizana
Anisan’ny naneho hevitra mikasika ny tetikasa Base Toliara ny fikambanan’ny tanora manam-pahaizana, « Jeune cadre de Toliara » (JCT). Nilaza ny filoha lefiny, Zafera Ulrich, omaly, fa « tsy manakana ny hanokafana indray ny orinasa Base Toliara izahay, satria, tanjona ny hisian’ny fampandrosoana any Toliara sy ny faritra Atsimo Andrefana. Iaraha-mahalala fa mandalo […]
Tetikasa Produir… Anisan’ny miaro amin’ny tondra-drano ireo fotodrafitrasa vita
Mitondra ora-mikija manerana ny Nosy ny rivodoza Cheneso. Tsy afa-bela amin’izany ny eto Antananarivo, miantraika any amin’ireo fotodrafitrasa maro mitantana ny fivarinan’ny rano. Nisy ny fandrindrana mialoha ny asa hatao, mba hampihenana ny fiantraikan’izao tranga vokatry ny toetr’andro ratsy izao. Isan’izany ny fotodrafitrasa nataon’ny Tetikasa fampandrosoana ifotony sy fiatrehana ny […]
Orinasa mendrika… Voalohany amin’ny sokajy RSE ny Star
Natolotra, ny alarobia teo, ny amboara ho an’ny orinasa mendrika tamin’ny taona 2022, karakarain’ny Memento. Voalohany tamin’ny sokajy Andraikitry ny orinasa amin’ny asa sosialy (RSE), ny Star. Fanasokajiana nokarakarain’ny Memento, hampilaharana ny orinasa mendrika indrindra sy nijoro tao anatin’ny vanim-potoan’ny krizy ara-pahasalamana sy toekarena ny taona 2021 sy 2022. Anisan’ny […]




