Toe-karena

Lalana: misokatra ny RN 6

Efa vita ny faran’ny herinandro teo, ny fivilian-dalana, nametrahana tetezana vonjimaika any amin’ny lalam-pirenena RN 6, eo amin’ny PK 217+100 any Ambalavola Am­ba­lafa­minty, eo anelanelan’i Port Bergé sy Antsohihy. Mi­ve­rina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana, satria efa azo ampiasaina ny fivilian-dalana, na­metrahana tetezana vonjimaika hafa. Mitohy ny asa fanamboarana. Efa manomboka […]

Fotodrafitrasa: ahin’ny mponina tsy ho vita ny RN 11 A

Nilaza ny filoham-pirenena, ny asabotsy 28 janoary teo tany Ilaka Atsinanana, Vatomandry fa hifantohana ny sosialim-bahoaka, ka miato ny fanamboarana fotodrafitrasa amin’ity taona 2023 ity. Niteraka ahiahy ho an’ny mponina any an-toerana izany, toa an’i Zafy Georges, mpandraharaha sady mpamboly sy mpiompy. «Ahoana izany ny lalam-pirenena RN 11 (Va­to­mandry- Mahanoro), […]

Base Toliara: «Nomen’Andriamanitra harena izahay », hoy ny Loholona Tsiebo Mahaleo

Naneho hevitra ny loholon’i Madagasikara, voafidy, Tsiebo Mahaleo Richard Victor. Aminy, maro ny ezaka tokony hatao hampandrosoana an’i Toliara. « Niangaran’Andriamanitra izahay, nomeny tany lonaka, rano, harena ambanin’ny tany. Aminay, tsy manome zavatra hamono olona ny Mpahary, ka isan’izany ny fasimainty tokony hotrandrahin’ny orinasa Base Toliara ». Notsorin’ny loholona Tsiebo Mahaleo, fa […]

Asa vaventy : ratsy dia ratsy ny lalana manerana ny Nosy

Lalam-pirenena maro na ireo mampitoka-monina kaomina maro. Mitaraina noho izany ny mpamily rehetra ao anatin’izao fotoam-pahavaratra sy fiavian’ny rivo-doza matetika izao. Na misy aza ny fanamboarana ny ampahany sasany, tena ratsy ny ankamaroan’ny lalana. Manahy ihany koa ny mpandeha maro. Tsy tapaka manolo kojakoja samihafa, toy ny «plaquettes de freins» […]

Jono : mila atao mangarahara ny fifanarahana

Hamafisin’ny minisite­ran’ny Jono sy ny toekarena manga ny sehatry ny jono, izay mamelona olona 1,5 tapitrisa. Am-polotaonany maro, raha ny fanadihadiana na­taon’ny minisitera tsy nisy firindran’asa teo amin’ny sehatry ny jono ka nampisy olana. Koa misokatra ho an’ny mpisehatra rehetra ny minisitera manomboka izao. Jerena akaiky atao mangaraharaha ny fifanarahana […]