Toe-karena

Sehatrasa misy tolotra: tsy ampy manam-pahaizana manerana ny Nosy

Tsy mitsahatra mitombo ny tahan’ny tsy an’asa eto Madagasikara. Tsy maharaka ny fitombon’ny mponina afaka miasa ny tolotr’asa. Mahazo vahana hatrany noho izany ny tsy manara-dalàna (informel) amina sehatra maro. Hatramin’ny 80 % amin’ ny olona afaka miasa no tsy an’asa eto an-toerana. Maivana ny tolotr’asa eto an-toerana, tsy misy […]

Raharaham-barotra: mitaky rafitra manokana ireo sendika

Mitaky rafitra manokana mba hisahana ny varotra sy ny fanjifana ireo sendika sy vovonana eo anivon’ny departemanta. Maniry ny hitovy lanja amin‘ny mpiasam-panjakana rehetra ireo teknisia­nina eo anivon’ny ministera raha mieritreritra hanova ny fitantanan-draharaham-panjakana ny mpitondra. Noho izany, nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety teny Analakely izy ireo ny zoma […]

Ora-mikija: tapaka tanteraka ny lalampirenena fahefatra ( RN4)

Araka ny tatitra natao nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 18 janoary teo, nihazakazaka ny fahasimban’ny lalam-pirenena eto amintsika. Anisan’ny nahatonga izany ny tsy fanajan’ny mpitatitra ny fetran’ny lanjan’entana tokony hoentiny. Manampy trotraka koa ny vokatry ny ora-mikija amin’ny vanim-potoana toy izao. Maro ny lalana tapaka. Nokaohin’ny rano ny lalam-pirenena […]