Notanan’ny zandary ny lehilahy nisandoka andraikitra sady nisoloky volan’ny mpivarotra tao amin’ny fokontany Ambaniala, kaominina Ambandrika, distrikan’Ambatondrazaka, ny sabotsy 28 jona teo. Nitondra taratasy hosoka nanehoany fa mpiasan’ny sampan-draharaha momba ny hetra izy. Nasesiny notetezina ireo olon-tsotra tompon-tsena tao an-tanàna nanomboka ny zoma 27 jona. Nisy avy hatrany olona nanome […]
Tranga
Hijery ny fananany any Vatomandry: Kolonely mivady niaraka hita faty tany an-toerana
Hita faty tany Vatomandry, afakomaly ny zandary misotro ronono sy ny vadiny, izay monina etsy Ampahibe. Voalaza fa hijery fananana any an-toerana no nialan’izy ireo tao an-trano. Olona telo hita faty tao anaty trano iray manamorona ny lalam-pirenena faha-11A, 100 metatra tsy hidirana ny fiholahana Antokotelo, fokontany Niarovana II, kaominina […]
Novelesin-drainy tamin’ny hazo: nipotsaka ny atidohan’ilay zaza
Nosamborin’ny mpitandro filaminana ny raim-pianakaviana iray namono nahafaty an-janany, tany Fenoarivo Atsinanana, omaly maraina. Zaza vao herintaona monja, maty tsy tra-drano sady nivoa-dra ny lohany vokatry ny habibiana nataon-drainy. Nentin’ny hamamoana niampy fahasarotam-piaro, novelesin-drangahy tamin’ny hazo ny lohan’io zanany io. Nipotsaka mihitsy ny atidohan’ilay lasibatra. Niezaka nitondra azy teny anivon’ny […]
Akon’ny fety, 25 sy 26 jona: olona 3 namoy ny ainy, 249 nandalo fitsaboana
Olona telo namoy ny ainy nandritra ny fankalazana ny fetin’ny asaramanitra, ny 25 sy 26 jona teo, raha ny tatitra voaray avy eo anivon’ny hopitaly CHUJRA, omaly. Nahatratra 249 ny isan’ny olona nandalo tao amin’ny Sampana Vonjy Aina nandritra ireo andro ireo. « Nitombo ny isan’ny olona nandalo nanao fizaham-pahasalamana […]
Nanasaraka olona niady: Zandary maty voakapa famaky
Zandary mpiana-draharaha iray no maty voakapa famaky, ny alin’ny fetim-pirenena, tao Fenoarivobe. Nanasaraka olona niady tamin’ny fety izy. Olona efatra karohina. Nokapain’ny vatan-dehilahy miisa efatra tamin’ny famaky, voa mafy teo amin’ny lohany, ka tsy tana ny ain’ny zandary mpiana-draharaha iray tao amin’ny kaominina Fenoarivobe, faritra Bongolava, ny alin’ny alakamisy 26 […]





