Notontosaina teny amin’ny minisiteran’ny Foloalindahy (MFA), omaly, ny lanonana telo sosona ao anatin’ny fiaraha-miasa ara-tafika eo amin’i Madagasikara sy Chine amin’ny alalan’ny MFA sy ny masoivohon’i Chine eto Madagasikara. Voalohany, ny fitokanana ny trano fampianarana teny vahiny, indrindra ny teny “mandarin” eo anivon’ny sampandraharahan’ny serasera ao amin’ny MFA. Izao fanavaozana […]
Tranga
Ivato: Indianina tratra nitondra volamena 1,6 kg
Tratra teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato Antananarivo, omaly, ny lehilahy teratany indianina iray nitondra vovo-bolamena milanja manodidina ny 1,6 kilao. Saika handray ny sidina ET lah-852 ho any Dubai ity mpandeha ity, saingy nampiahiahy ny sampandraharahan’ny Fadintseranana ny fihetsiny. Tamin’ny alalan’ny fitsirihana ny vatana, ny fitaovana « bodyscan » no nahitana fonosan-javatra […]
Anosizato Atsinanana : Maty voatifitra Rasolobe, mpanendaka ikoizana
Tsy namelan’ny polisy raha tsy lavo Rasolobe, mpanendaka ikoizan’ny maro. Efa ela nampihorohoro ny mponina eny Anosizato Atsinanana sy ny manodidina . Lavon’ny balan’ny polisim-pirenena avy amin’ny Sag (Service anti-gang) tetsy Anosizato Atsinanana, omaly atoandro tamin’ny 2 ora latsaka fahatelony teo, Rasolo be feo. Anisan’ireo mpanendaka gagilahy sy mpampihorohoro ny […]
Kaominina Mahitsy : Taolam-balo 13 lasan’ny jiolahy
Taolam-paty ampolony tao amin’ny fokontany Fiadanakely, kaominina Mahitsy, distrikan’Ambohidratrimo, lasan’ny jiolahy, ny talata 4 marsa teo. Nitrangana vaky fasana indray tao amin’io kaominina io. Mpandalo no nahatsikaritra fasana efa nisokatra. Niantso ny tomponandraikitry ny fokontany izy ireo. Nidina ifotony nanao ny fanadihadiana koa ny mpitandro filaminana. Notsirihana ny fasana vaky. […]
Vaky kodiarana: Lehilahy maty voatsindrin’ny taksiborosy
Namoy ny ainy ny mpamily mpanampy tao anatin’ny taksiborosy tra-doza tao Soanahory, kaominina ambanivohitra Akotrofotsy, distrikan’i Miandrivazo, omaly vao maraina. Nikasa hihazo an’i Morondava, nitondra mpandeha io taksibrosy io. Vaky tampoka ny kodiarana. Nivadibadika ny fiara izay nandeha mafy. Tafavoaka ivelan’ny fiara ny mpamily mpanampy. Namoy ny ainy vokatry ny […]





